20/01/2026
Izahay dia mandray commande shein🥰❗️
1$ = 4600ar✅
Raha commande :
- moins 10000ar dia tsy misy acompte
- raha plus 10000ar dia misy acompte 50%
Livraison sous 15 - 20 jours maximum
Mandray commande rehetra: akanjo - bijoux - accessoires
NB: Alefanao mp fotsiny ny lien an'ilay page misy an'ilay article