Chez Maëlys

Chez Maëlys « La passion de la mode au service de votre style unique »🛍️✨

Tel:038 34 014 78

Bodysuit dispo de suite ✅Taille xs/S/M/L/xlTout à 10 000 ar 🤩🤩
29/01/2026

Bodysuit dispo de suite ✅
Taille xs/S/M/L/xl
Tout à 10 000 ar 🤩🤩

Sac fripe vip🤩🤩Rah mitady poketra stylé nefa tsy lafo, ity no safidy mety aminao 💖🔥 Kalitao tsara🔥 Lamaody be🔥 Stock voa...
27/01/2026

Sac fripe vip🤩🤩
Rah mitady poketra stylé nefa tsy lafo, ity no safidy mety aminao 💖
🔥 Kalitao tsara
🔥 Lamaody be
🔥 Stock voafetra
⏰ Aza tara ary e, mp avy hatrany!

Coucou daholo🥰🥰Aza miala alavitra fa bomba be sac fripe Vip be ny ato Live tsika kelikely eo🫢Sombitsombiny foutsiny reo ...
26/01/2026

Coucou daholo🥰🥰
Aza miala alavitra fa bomba be sac fripe Vip be ny ato
Live tsika kelikely eo🫢
Sombitsombiny foutsiny reo a

24/01/2026

Manakasitraka antsika rehetra fa bdb no nandray anjara t@ ilay jeux lalaovin’tsika!✨🥰
Alefako eto ilay video tirage izay ahazona 40.000ar/personnes (olona 3)🤑💸

Arabaina nareo 3 voasarika ary manasa anareo iditra mp🍀💸:
-Sah Rhn
-Maman Cykiha
-Stella Ravelonarivo

Aza miala lavitra @ page fa itondra zava baovao ho anareo fona izahay!!🤞🏻✅

Waouhh 🎉🎉500 sahady tsika zao 😍Mankasitraka antsika rehetra , na ho an reo olona maro be nirary soa reo aza 🥰❤️Efa tsy m...
23/01/2026

Waouhh 🎉🎉
500 sahady tsika zao 😍
Mankasitraka antsika rehetra , na ho an reo olona maro be nirary soa reo aza 🥰❤️

Efa tsy mahandry zao nareo eh ? 😏

Aza adino aza fotoana antsika Rahampitso
✅Live bomba be tsy ho diso fanantenana enao 😉
📆Samedi 11h 30 miaraka Varotr’i Soniah

Sady ahitantsika hoe iza ilay olona 3 tsara sanjila ato annn.....🤔

Mbola tsy tara raha zao vo i participe sao ianao hitsikin vitana ✨✨

Ao ambany ao condition antsika raha ilalao 🥳objectif manaraka 1K🤭🤞

À très vite 😘🥰

🎉 Tongasoa eto amin’ny pejy: « Chez Maëlys »🎉Ho fankalazana ny fanokafana ny pejy, dia hanome loka mahafinaritra ho anar...
21/01/2026

🎉 Tongasoa eto amin’ny pejy: « Chez Maëlys »🎉

Ho fankalazana ny fanokafana ny pejy, dia hanome loka mahafinaritra ho anareo izahay ! 🛍️✨

💥 Ahoana ny fomba handraisana anjara :
1️⃣ Abonneo ny page✅
2️⃣ Asina like ny publication
3️⃣ Mitagguer olona 5 ao @ commentaire
4️⃣ Partagena ity publication ity

🎁 Loka ho azo : 40.000ar/personnes😱
Olona 3 no ho voasarika amin’ny tirage izay atao miaraka Varotr’i Soniah en live ny samedi 24 janvier.

Andao ary eh📣

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Maëlys posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share