31/07/2026
💗💗MG : Feno fankasitrahana an’ireo vehivavy nifanakalo hevitra sy niresadresaka tamiko teto @ Podcast nandritra ny enimbolana lasa aho, nandritra ny saison “ Entre-nous”. Fotoana nahafako nanokakatra ny fomba fijeriko bebe kokoa, nianarako fahalalana vaovao, nihainoko sy nahazoako ireo zavatra izay hiainan’ny vehivavy hafa.
Mbola savaranon’ando fotsiny ity fa manantena ny mbola hitondra resaka sy dinika samihafa manodidinana ny vehivavy aho eto amin’ny Podcast.
Mino aho fa nanampy anao ihany koa ireny valan-dresaka ireny na dia kely monja aza amin’ny fiainanao amin’ny maha vehivavy, maha reny sy maha olombelona anao.
EN: Over the last 6 months, I've had the privilege of having conversations with some incredible women; it's been an amazing experience. For me, it's been more than just sharing an episode on the podcast; it's been about exploring perspectives, understanding, listening, and learning.
I am so grateful to have met such amazing people, grateful that they allowed me a glimpse into their world, and that I was able to learn from them. I also hope that you all found your share of wisdom from them.
This is just the beginning. I hope to bring more conversations to the platform, conversations that help you in the life you want, as a woman, a mother, or just as a human being.
.mg