Jejo Style MDG

Jejo Style MDG Vente d'articles de mode divers

08/01/2026

🎊✨ HAPPY NEW YEAR ✨2026✨

Ny ekipan'ny Jejo Style MDG dia mirary soa anao sy ny ankohonanao amin'ity taona vaovao ity🥰 Enga anie ny taona 2026 ho taom-pahombiazana sy fahasoavana ho antsika rehetra🤍

Mankasitraka anareo mpanjifa nanaraka anay hatrizay🙏 ary mbola hifandimby ny arrivages ho atolotray ato amin'ny pejy🤗.
Ny tanjonay dia ny hanolotra ny tsara indrindra hatrany ho anareo, mba ho kanto sy "jejo" foana amin'ny vanim-potoana rehetra.💕

Mirary taona finaritra🥰
#2026✨
💥

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jejo Style MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share