25/08/2025
Bonjour
Recette tsotra kely
Cake:
Raha hizara ity aho dia betsaka zao no tsy hino hoe io ve de ho tsara😂 fa andramo anie e😏
Ireo zavatra ilaina:
- farine: 400g
- œuf : 1
- sucre : 150g (azo ahena na ampitombona)
- huile ou beurre: 80g
- eau ou lait: 200g
- lev chimique : 2 c à s
- lev boulanger: 1 pincée
- sel: 1 pincée
Fomba fikarakarana azy:
- Afanaina mialoha ny laforo 180°C (mety koa na laforo gasy.
- Tonga dia arotsaka miaraka daholo ireo fangaro ireo dia kapohy hifangaro tsara👍
- hosoro menaka na dibera ny moule dia arotsaho ao ny fangaro. Avelao ao mandrapahafana ny laforo (15 à 25min)
- asio menaka eo ampovoany dia tsatotsatohy amin'ny antsy na vodi-tsotro mba hidiny any ambany ny menaka (👉iny ilay mampiparasaka sy mampivoraka an'ilay cake👈)
- Ampiro anaty laforo mandritry ny 30-35min
Vita ny cake😋
Araho hatrany ny pejy an😉