Sa fy rah

Sa fy rah 😘😉😍

05/01/2026

Iz ar ooo😂😂😂

28/10/2025

🇲🇬Afahanao manaraka ny vaovao momban'ny fandraisana mpiasa, manasa anao hanaraka hatrany ny pejy

28/10/2025

🔥 TIKO – Orinasa vita malagasy, kalitao maneran-tany! 🇲🇬

Niorina tamin’ny 1983 tao Antsirabe i TIKO, orinasa natsangan’i Marc Ravalomanana mba hanandratra ny vokatra vita eto an-toerana.
Nanomboka tamin’ny yaourt sy fromazy, dia lasa vondrona indostrialy lehibe manamboatra beurre, menaka, biscuit, vary, sy maro hafa.

🧈 Kalitao, fahadiovana, ary tsiro tsy manam-paharoa — izany no maha-TIKO azy!
💪 Orinasa malagasy, manome asa ho an’ny malagasy, ho fampandrosoana an'i Madagasikara.

28/10/2025

📌Tokana ny fandefasana dossier tompoko fa tsy eto @ MP
🍓. DOSSIER DE CANDIDATURE :

Merci d’envoyer votre CV + lettre de motivation + copies des diplômes et certifications à :
📧 par mail : [email protected]
📱 ou par WhatsApp au numéro : 038 31 273 58

Date limite de réception des candidatures : 13 novembre 2025

Mentionner en objet :
👉 “Candidature Comptable agréé TIKO”

19/10/2025

Rehefa manao ratsy oa mba ataovy tsara😂😂

Send a message to learn more

16/10/2025

😬😬😬

😵😵😵
15/10/2025

😵😵😵

15/10/2025

Address

Isotry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sa fy rah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share