29/08/2026
Te hanamora ny fiainanao andavanandro ve ianao? ๐ โจ Izaho no assistante-nareo eto, vonona hanampy anareo amin'ny zava-drehetra! Na entana ao amin'ny pejy, na manafatra manokana avy any Chine, afaka manao izany isika! ๐จ๐ณ
Alefaso aty amiko ny dรฉtail-n'ny zavatra tadiavinao (miampy sary raha misy) dia hanaovako devis ianao avy hatrany! ๐
๐ Ambatoroka, akaiky clinique St Paul
๐ 033 73 790 71
๐ Livraison isaky ny weekend ihany a!
Merci fa matoky anay! ๐