Article by Fitia.

Article by Fitia. Divers articles à prix abordable 🥰
034 49 301 16
034 06 019 41
037 86 046 71

TONGASOA OH😍Efa tonga indray ny Glucomètre antsika ry zareo a🤗Aza misalasala intsony manjifa azy entina mamantatra ny ta...
01/02/2026

TONGASOA OH😍
Efa tonga indray ny Glucomètre antsika ry zareo a🤗
Aza misalasala intsony manjifa azy entina mamantatra ny tahan'ny siramamy😉
50.000ar anie dia efa mahazo eh
Miaraka aminy ao ny 50 lacets,50 bandelettes,1 stylos,1 pile
Ao ihany ko ny tensiomètre électronique hitsapana ny tosidrà
20.000ar fotsiny miaraka ny brassard sy cable☺️
Ary ny NÉBULISEUR PORTABLE 😉
20.000ar ihany ko ho anareo asthmatique,grippe, mikohaka sns
na zaza na lehibe mety aminy avokoa😉
12000ar kosa ny thermomètre ☺️
Ndao ary eh mp na 034 49 301 16

Ireto indray Fitaovana entina manotra ao an-trano ehTsy mila mandeha n'aiza n'aiza akory de mahazo fahasalamana 😉TAPIS D...
01/02/2026

Ireto indray Fitaovana entina manotra ao an-trano eh
Tsy mila mandeha n'aiza n'aiza akory de mahazo fahasalamana 😉
TAPIS DE MASSAGER – Massage électrique ho an’ny tongotra
18.000ar ny vidiny
Mandefa impulsion électrique
✅ Miasa amin’ny faritra maro– Tongotra– Kitrokely– Tendon d’Achille– Hoho
✅ Manatsara ny fahasalamana
👉 Manala havizanana
👉Manamaivana fanaintainana
🔹 Mode 8 azo isafidianana aminy
🔹 Niveau intensité 19 (malefaka → mafy)
🔹 Auto-off 15 minitra
👉Mora ampiasaina

PISTOLET DE MASSAGE
Hanorana ny faritra manaintaina,vizana,reraka😉
misy lohany efatra afaka solosoloina araka izay tiana, chargeable izy ity ka livré avec cable noho izany😉
25.000ar seulement
Ndao ary safidio izay mety sy mahasoa anao sao tara eo e
mp na 034 06 019 41

🔥PROMOTIONS 🔥IMPERMÉABLE  TSARA 😉Efa ao anatin'ny andro fahavaratra isika izao ka mila miomana tanteraka sao tratran'ny ...
27/01/2026

🔥PROMOTIONS 🔥
IMPERMÉABLE TSARA 😉
Efa ao anatin'ny andro fahavaratra isika izao ka mila miomana tanteraka sao tratran'ny orana tampoka eny an-dalana
Dia izany no itondranay ireto vokatra ireto anampiana anao😍
Ataonay mora mba hanjifanao azy,mora nefa tena kalitao tsara a😉
👉20.000ar ny ambony ambany
Oui 20.000ar fotsiny hoa fa aza tara fa vitsy ny stock a
😊Taille standard ny anay an✅
✅Tsy misy doublure kanefa mahatanty orana tsara tsy mora Tanteraka
Atovy commande dieny izao fa izahay manao livraison n'aiza n'aiza misy anao
Manomboka @ 3000ar ny frais de livraison
Mandefa any amin'ny faritra ihany ko 😊
034 49 301 16
Mp pour plus d'infos ❤️

13/01/2026

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Article by Fitia. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share