23/06/2026
‼️Ny sasany ny manao ny ataony Dia ny sasany no mizaka ny vokany ‼️
Za tena nalaelo an'ilay Bus 😌 fa tadidiko koa ilay hoe " Eo andranomena ihany ny farany " ndry nefa avy any talatamaty ho any 67h 🤦♀️ na le ariva bé iny Dia milahatra bus eo Anosy miandry 186 " eo andavamamba ihany farany " 😌 misy olona maromaro nefa ho any Ankazomanga na Akorondrano Dia amin'ny alina iny Mandeha tongotra kely sasany na miandry bus 😢 satria tsy ny olona rehetra no manana fahefana andeha taxi moto na taxi ville🤦♀️
Tsy aiko Izay fototry ny olana , tsy fantako hoe iza no diso , tsy aiko hoe mahavaha-olana ve ilay girevy ❓
Fa ny Zavatra fantako😌 misy olona Tokony hianatra , misy olona Tokony hiasa any ampiasana
Ary indrindra fa ireo Mpitondra bus , Ray mamelona vady amanjanaka 😢 tokony hiasa
‼️Eto tsy misy hoe iza no diso, tsy misy hoe ny Bus rehetra no tsy manaradalana , tsy misy hoe ny mpitandron'ny filaminana rehetra no tsy manao ny asany ‼️
Fa averiko ihany, NY SASANY NO MANAO NY ATAONY, DIA NY SASANY NO MIZAKA NY VOKANY