Harea Style & Co

Harea Style & Co Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Harea Style & Co, Clothing (Brand), Tana 101, Antananarivo.

‼️Liquidation avant arrivage‼️Ireo telo tonga voalohany mahazo crayon à lèvres n**e cadeau🥰5 paires disponibles-1 beige ...
19/11/2025

‼️Liquidation avant arrivage‼️
Ireo telo tonga voalohany mahazo crayon à lèvres n**e cadeau🥰

5 paires disponibles
-1 beige (pt 36)
-3 blanc (01 pt 38/ 02 pt 39)
-1 rose n**e (pt 38)

3 premiers achats un crayon à lèvres offert 💄

Andao hiara-hiarahaba ireo mpandresitsika telo🥳1er Lot 🥇: Sandales plateformesGagnante: Mialy Ravalisoa2eme Lot 🏅: 3 Glo...
02/11/2025

Andao hiara-hiarahaba ireo mpandresitsika telo🥳

1er Lot 🥇: Sandales plateformes
Gagnante: Mialy Ravalisoa

2eme Lot 🏅: 3 Gloss effet mouillé
Gagnante: Omėga Rakotoarinirina

3eme Lot 🏅: remise -50% des sandales plateformes
Gagnante: Mendrika Aharisoa Andrianasolo

Tongava ao amin’ny hafatra miafina🥰

Misaotra antsika rehetra nandray anjara
Vao lalao antsika voalohany iny fa mbola maro ny hafa ho avy manaraka🥰
Koa Araho hatrany ary ny pejy Harea Style & Co mba tsy ho tapaka vaovao.
Ary lazao ao amin’ny commentaire ny lalao tianareo ho ataotsika indray‼️

Heyyy🥰 tadidinareo ve ilay lalaontsika?Mety ho IANAO IO no voasarika😍Ndao ary araraoty ny fandraisana anjara farany amin...
31/10/2025

Heyyy🥰 tadidinareo ve ilay lalaontsika?

Mety ho IANAO IO no voasarika😍

Ndao ary araraoty ny fandraisana anjara farany amin’ity Give away ity

📍Sorato ao amin’ny commentaire ny pointure anao (na ny an’i madama😋)
📍Mentionner-o ao amin’ny commentaire ny namanao roa (02) tianao hahazo fanomezana hiaraka aminao
📍Aza adino manasa ireo namanao hanaraka ny pejitsika

Ato indray ny vaovao🥰Nouveau produit, prix cassé 😱Inona izany⁉️ sandales importées high quality✅                  16.500...
27/10/2025

Ato indray ny vaovao🥰
Nouveau produit, prix cassé 😱

Inona izany⁉️ sandales importées high quality✅

16.500Ar🏷️

Araraoty fa tsy hisy mora noho izany na aiza na aiza🥰
À récupérer ou à livrer 🚛
Mandefa en gros ihany koa📦

Salama e🥰Te ho afa-po? Ndao hanjifa ny tsara sy mateza amin’ny vidiny 20.000ar 🏷️Sandales plateformes importées⭐️L'allié...
19/10/2025

Salama e🥰
Te ho afa-po? Ndao hanjifa ny tsara sy mateza amin’ny vidiny 20.000ar 🏷️
Sandales plateformes importées⭐️

L'alliée parfaite de vos tenues d'été. ☀️ Nos sandales plateformes sont là pour vous faire prendre de la hauteur avec style 😉

Abonnez-vous pour plus de nouveautés💫

Salama eee🥰Ho fanamarihana ny fisokafanay dia manolotra lalao hahazoana fanomezana 3 be izao ho anareo izahay! ✨ FANOMEZ...
18/10/2025

Salama eee🥰
Ho fanamarihana ny fisokafanay dia manolotra lalao hahazoana fanomezana 3 be izao ho anareo izahay!
✨ FANOMEZANA 3 MAMY KELY ✨
1.SANDALES PLATEFORMES: pointure exacte an’izay voasarika, na cadeau an’i rafotsy😝

2. 3 GLOSS EFFET MOUILLÉ💄: parfum fruité (3 samihafa)

3. Fihenam-bidy -50% 🏷️: Hahafahanao manaram-po amin'izay vokatra tianao!

TSOTRA NY FANDRAISANA ANJARA
1.ARAO ity pejintsika vaovao ity!
2. ASIO RÉACTION ity publication ity❤️
3.ASAO ny namanao rehetra hanaraka ny pejy (capture d’écran anaty commentaire).
4. (Bonus)Zarao ity publication ity amin’ny groupe misy anao, mba hampiakatra avo roa heny ny fahafahanao handresy!
Mirary soa ho an'ny rehetra!
Ny fisarihana dia hatao ny 31 Oktobra 2025😘

AZO JIFAINA:
Sandales Plateformes 20.000ar 🏷️

⭐️

Lancement de Page + MEGA GIVEAWAY ! 🚀
On est enfin là, et pour fêter ça, on vous offre 3 CHANCES de gagner des lots incroyables ! Préparez-vous à rehausser votre style (et vos lèvres !).
✨ 3 LOTS EXCEPTIONNELS À GAGNER ✨
1. LA PAIRE DE SANDALES PLATEFORMES 👡 : Le must-have polyvalent qui vous fera prendre de la hauteur avec un confort absolu.
2. LE COFFRET GLOSS EFFET MOUILLÉ 💄 : Pour des lèvres pulpeuses et brillantes tout l'été.
3. UN CODE -50% 🏷️ : Pour vous faire plaisir sur le produit de votre choix !

COMMENT PARTICIPER et tenter de remporter un des 3 lots ? C'est facile :
1. ABONNEZ-VOUS à notre toute nouvelle page !
2. AIMEZ cette publication. ❤️
3. Invitez vos amis qui ont besoin de nouveautés dans leur dressing ou leur trousse à maquillage.(capture en commentaire)
4. (Bonus) PARTAGEZ cette publication (et identifiez-nous) pour doubler vos chances !

Bonne chance à tous ! Le tirage au sort aura lieu le 31 octobre 2025 parmi tous les participants.

PRODUIT DISPONIBLE:
Sandales Plateformes 20.000ar 🏷️

Bisous bisous🥰

☀️ ON OUVRE OFFICIELLEMENT ! Votre nouvelle boutique en ligne préférée est ouverte !Des classiques intemporels aux derni...
16/10/2025

☀️ ON OUVRE OFFICIELLEMENT !

Votre nouvelle boutique en ligne préférée est ouverte !

Des classiques intemporels aux dernières tendances, notre mission est simple : style et confort.

Suivez-nous pour ne manquer aucune nouveauté et astuce de style ! ✨

Address

Tana 101
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Harea Style & Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share