PoppyBox

PoppyBox Decouvrez ici vos accessoires girly et originales

**** KOBA AU COCO TALATA VOLONONDRY ****Amin'ny alahady 1 novambra ndray ny livraison antsika manaraka ☺️Mafana tsara iz...
30/10/2026

**** KOBA AU COCO TALATA VOLONONDRY ****
Amin'ny alahady 1 novambra ndray ny livraison antsika manaraka ☺️

Mafana tsara izy tonga any aminareo ny tapany maraina.

Amin'ilay habeany sy tsirony ao tsara ✔️
(Retour ao amin'ny commentaire)

Didiny: 5000ar

Livraison gratuite Sabotsy-Namehana

Mbola misy disponible ny koba an!!Izay mbola tsy nahazo Atao gouté 😋Prix: 5000ar
27/10/2026

Mbola misy disponible ny koba an!!

Izay mbola tsy nahazo

Atao gouté 😋

Prix: 5000ar

KOBA TALATA VOLONONDRY- Au coco- NatureLivraison rahampitso talata 27 oct.Tapany maraina izy mbola mafana tsara.Didiny: ...
26/10/2026

KOBA TALATA VOLONONDRY
- Au coco
- Nature

Livraison rahampitso talata 27 oct.
Tapany maraina izy mbola mafana tsara.

Didiny: 5000ar

MIEL D'EUCALYPTUS(Tantely kininina)Tantely pure Misy amin'ny fatrany:- 250ml- 500ml- 1litreLivraison possible
25/10/2026

MIEL D'EUCALYPTUS
(Tantely kininina)

Tantely pure
Misy amin'ny fatrany:
- 250ml
- 500ml
- 1litre

Livraison possible

" KOBA AU COCO - Talata Volonondry"Tsy mila mankany Talata intsony nge dia efa mahazo koba ee!!Vidiny: 5000ar Ataonay mi...
22/10/2026

" KOBA AU COCO - Talata Volonondry"
Tsy mila mankany Talata intsony nge dia efa mahazo koba ee!!

Vidiny: 5000ar

Ataonay mitovy amin'ny didiny any mihitsy

Livraison rahampitso
Mbola mafana izy tonga any aminao amin'ny 7ora sy sasany hatramin'ny 8 ora eo. ☺️

Coffret de parfum - Lot de 5 (10ml avy)Fofona madio, tsara, manitra. Mety amin'izao andro mafana izaoMaharitra tsara.
30/09/2026

Coffret de parfum - Lot de 5 (10ml avy)
Fofona madio, tsara, manitra.
Mety amin'izao andro mafana izao
Maharitra tsara.

Ensemble enfants Coton de qualitéProduit importé
29/09/2026

Ensemble enfants
Coton de qualité
Produit importé

▪️Coffret maquillage nude▪️Palette 4 en 1 CKRISMISSDans un seul coffret:🩷 24 couleurs de fard à paupières🩷 6 blushs🩷 6 h...
28/09/2026

▪️Coffret maquillage nude▪️
Palette 4 en 1 CKRISMISS
Dans un seul coffret:
🩷 24 couleurs de fard à paupières
🩷 6 blushs
🩷 6 highlighters
🩷 4 poudres contour
🩷 3 poudres pour sourcils

Pour un maquillage naturel ou plus sophistiqué dans toute occasion.

Couette couvre lit Double faceFace 1: bleu cielFace 2: rose (polard)3 places2m x 2m30
25/09/2026

Couette couvre lit
Double face
Face 1: bleu ciel
Face 2: rose (polard)
3 places
2m x 2m30

BAGUE EN VRAI ACIER INOXYDABLEMisy règlable et non règlableTsy miofo, tsy miova.lokoIza no tianao?
24/09/2026

BAGUE EN VRAI ACIER INOXYDABLE
Misy règlable et non règlable
Tsy miofo, tsy miova.loko
Iza no tianao?

Address

Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PoppyBox posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category