By ravaka store

By ravaka store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By ravaka store, Apparel & Clothing, Analakely, Antananarivo.

Salama daholo! Vonona hatrany izahay hikarakara ilay téléphone anao simba io,na inona na inona dia amboarina tsara amle ...
20/03/2026

Salama daholo!
Vonona hatrany izahay hikarakara ilay téléphone anao simba io,na inona na inona dia amboarina tsara amle mahafa po(ts manao carte maire), sad manolo no mivarotra pièce ihany koa izahay...
Aza misalasala manantona ny magasin anay Analakely akaikin super U.(miantso rehef Tonga eo super U)

Rah hiala vola iany ts aleo ve amle efa be trakefa no manana tsara kalitao

22/01/2026

Andao hosoina amle tsara qualité de afa po am vola miala eh...
Ho anao manana olana am findainao, aty amnay misy ilay pièces tena en qualité no tsara izay tadiavinao na écran,na batterie,na dos , na dock sns...
Mi testé tsara ianao, miaraka am réparateur efa manana trakefa manokana am zany...
Koa aza misalasala manantona ny magasin anay,ANALAKELY(miantso rehef eo super U)
Contact:0338248799

NB:afaka manao service à domicile izahay, na mandefa any am faritra ihany koa ho an izay vonona hiara hiasa...

08/01/2026

Salama tompoko!
Vonona hatrany izahay hanome ny tsara ho anareo izay hanolo pieces-na telephone toy ny:ecran, batteries, dos, dock, SNS....
Misy ireto marika ireto ato aminay:REDMI, HUAWEI, OPPO, REALME, VIVO, SAMSUNG, ITEL, TECNO, ALCATEL, LG, IPHONE, INFINIX, ONE PLUS, MOTOROLA, GOOGLE PIXEL....

Koa aza misalasala manantona anay na mandefa mp na miantso fa efa maro no nahazo fahafaham po tato aminay.

Contact : 0373438517
0338248799

NB:afaka manao service a domicile izahay, mandefa am faritra ihany koa.

Toerana :Analakely( tsara miantso rehefa eo am super U)

15/10/2025

🟨Salama tompoko!
Izahay dia mivarotra pièces sy accessoires téléphone Toy ny:
ÉCRAN, DOS, BATTERIE, DOCK, CACHE ÉCRAN, HOUSSE...
Manao montage/réparation ihany koa izahay.
Vonona ny hanome fahafaham po ho anao izahay ary mi testé tsar vao mandoa vola.
Contact :0385608599
🟨🟨🟨🟨

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By ravaka store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share