Fashion by Kandro Bika

Fashion by Kandro Bika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fashion by Kandro Bika, Clothing (Brand), Antananarivo.

🍁KANDRO BIKA🍁

🍃"votre style, notre spécialité"🍃

-COUTURE
-ACCESSOIRES
-POUDUITS COSMÉTIQUES
-TRESSES ET BOUCLES

😁Prise de commande sur mp: tous les jours de 7h30h à 21h du soir.😁

📌Disponible 6j/7j

📌Contact: 0330828486

Ça vous intéresse les bracelet en cuir??🙃Voulez-vous des modèles personnalisés?Pour plus d'info, ou bien pour les comman...
15/05/2026

Ça vous intéresse les bracelet en cuir??🙃
Voulez-vous des modèles personnalisés?

Pour plus d'info, ou bien pour les commandes,c'est simple😁
👉Passez en mp🥰

Mandrandrana ihany koa izahay raha liana enao an!!😜👉Tresses tsotra tsy misy postiche : 3.000 Ar👉Tresses misy postiche: 👌...
09/11/2025

Mandrandrana ihany koa izahay raha liana enao an!!😜

👉Tresses tsotra tsy misy postiche : 3.000 Ar

👉Tresses misy postiche:
👌Raha izahay no miantoka dia 12.000 Ar/fonosana 1
👌Raha ianareo no miantoka dia 5.000 Ar/fonosana iray

👉Tsy latsa-danja amin'izany ihany koa ianareo lehilahy an,misy modèles ho anareo koa ato aminay😏👌

👉Afaka midéplace izahay fa charge anao ny frais an'ny mpandrandrana.

📌Contact: 0333157409/0341107678
📌Lieu Ambatomitsangana ambanin'ny fiangonana(la haute)

📢Araraoty ry reto an!!🎁👉Talon aiguille 👉Noir : 38👉Gris/noir : 36 38 39👉Argenté : 38 39📢Promo 120 000Ar reo ambiny kelo r...
09/11/2025

📢Araraoty ry reto an!!🎁

👉Talon aiguille

👉Noir : 38

👉Gris/noir : 36 38 39

👉Argenté : 38 39

📢Promo 120 000Ar reo ambiny kelo reo😜

❤Bigtree sous carton❤

Ireto ary ny robe mafatifaty😍❤robe cloche ❤ Tarif: 50 000 ariary❤Tissu : fibrane❤Ireo hitantsika amin'ny sary ireo dahol...
08/11/2025

Ireto ary ny robe mafatifaty😍

❤robe cloche

❤ Tarif: 50 000 ariary

❤Tissu : fibrane

❤Ireo hitantsika amin'ny sary ireo daholo ny couleur disponible

📌Afaka manao livraison hatrany izahay an😜

Salama daholo ny mpanaraka ny pejy.😍Elaela indray tsy nandefa articles isika teto amin'ny pejy,fa aza matahotra fa misy ...
08/11/2025

Salama daholo ny mpanaraka ny pejy.😍
Elaela indray tsy nandefa articles isika teto amin'ny pejy,fa aza matahotra fa misy nouveauté indray ato aminay😜👌

Ity indray ary ny:
💎Slingback à talon ( classe 🥰)

💎Sous carton 📦

💎Hauteur :3cm

💎Qualité : tsara😍

💎3couleurs

💎Pointure : 36-37-38-39-40( normal )

💎Tarif: 120.000ar

📢Ho an'izay tia firavaka vita avy amin'ny vato dia ity indray ny ❤Bracelet pierre triple action❤📌Ahitana ny Oeil de tigr...
29/10/2025

📢Ho an'izay tia firavaka vita avy amin'ny vato dia ity indray ny ❤Bracelet pierre triple action❤

📌Ahitana ny Oeil de tigre 💎Obsidian 💎 Hematite

👌Ny vidiny anefa dia tsy lafo fa dia azonao 10000 Ariary monja😍😍

💕Ireto indray ny bijoux manjakely💍😍💎Bracelet inoxydable ceinture❤Prix: 20000 Ariary💎Collier inoxydable Plaque avec petit...
29/10/2025

💕Ireto indray ny bijoux manjakely💍😍

💎Bracelet inoxydable ceinture
❤Prix: 20000 Ariary

💎Collier inoxydable Plaque avec petit bague💍
❤Prix :15.000 Ariary

💎Bracelet goutte d'eau
Inoxydable daholo ireo ann
❤Prix: 15000 Ariary

💎Collier pendentif trefle à quatre fleurs, inoxydable🍀
❤Prix: 20000 Ariary

👉Raha hanao ny commande dia aza misalasala manoratra ao amin'ny mp😁
👉Afaka manao livraison ihany koa oooh👌😎

Ho antsika tia kapa tsotsotra dia ity indray Compensé classe !!!😍👉Pointure :36💖37💖38💖39💖40( normal )👉Couleurs : léopard🍁...
29/10/2025

Ho antsika tia kapa tsotsotra dia ity indray Compensé classe !!!😍

👉Pointure :36💖37💖38💖39💖40( normal )

👉Couleurs : léopard🍁 noir, 🍁camel ,🍁marron

👉Tarif: 80 000 Ariary

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fashion by Kandro Bika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share