21/11/2025
Mbola misy an'ity modèle ity ihany koa ann !!
Vidiny: 40.000 ar ✨
Classe kely , afaka entina mandeha amin'izay évènement rehetra tianao .
Qualité amin'ilay tsara foana no amidintsika 😉
Sady afaka atao bandoulière no afaka atao sac à épaule .
Réglable tsara ny tadiny .