07/12/2025
*✨ Jiro Girlandy LED Ivelan-Trano – Mamorona Atmosfera Mamy sy Mamirapiratra! ✨*
Ampio hatsarana sy hafanana ny tokotaninao, zaridaina na terrasse!
✔️ Mahazaka rano (IP65 Waterproof)
✔️ Mety amin’ny lanonana, fety, na fialan-tsasatra
✔️ Mampamirapiratra amin’ny fomba manintona sy milamina
✔️ Mora apetraka sy mateza
*💡 Vidiny: 80 000 Ar*
📞 Mifandraisa: *038 13 484 63*