15/02/2026
AZA MIJERY NY OLANA MANODIDINA REHEFA MANATONA AN'I JESOSY FA MANDROSOA AMIN'NY FINOANA
Matio 14:24-32
Raha nahita an'i Jesosy nitsangatsangana teo ambony ranomasina ny mpianatra, izay nandeha sambokely โต dia natahotra fa noheverin'izy ireo fa matoatoa Izy.
Hoy Jesosy taminy : "MATOKIA,fa Izaho ihany, aza matahotra."
Nahita izany Petera dia te hanatona Azy koa, kanefa vao nahita ny rivotra izy dia nilentika๐ข ka niantso vonjy tamin'i Jesosy.๐
Rehefa manatona an'i Jesosy dia:
๐ซTsy amin'ny hafanam-po be fotsiny.
๐ซTsy itadiavana dera
๐ซTsy mijery ny olana manodidina .
๐ซTsy amin'ny fisalasalana
Rehefa manatona an'i Jesosy dia:
โ
Mandroso amin'ny finoana.
โ
Mibanjina an'i Jesosy
โ
Matoky ny Teniny
โ
Raha sendra milentika noho ny tsy fahatanterahana dia Jesosy antsoina voalohany.
Hamakivaky volana vaovao indray isika.
H๐ค๐ฎ ๐
๐๐จ๐ค๐จ๐ฎ: "๐๐๐ฉ๐ค๐ ๐๐, ๐๐ฏ๐ ๐ข๐๐ฉ๐๐๐ค๐ฉ๐ง๐"
๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ค๐๐ฃ๐, ๐๐ฏ๐ ๐ข๐๐๐ง๐๐ ๐๐ง๐๐ ๐ ๐ข๐๐๐๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ก๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ง๐ค ๐จ๐๐ข๐ฎ ๐๐๐๐ .
๐๐๐๐ ๐จ๐๐ฃ๐๐ง๐ ๐ก๐๐ซ๐ค, ๐
๐๐จ๐ค๐จ๐ฎ ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ ๐ข๐ฅ๐๐ข๐ค๐ฃ๐๐ฎ ๐ข๐ค๐ง๐ ๐๐ฏ๐ค ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐ ๐๐ฏ๐ฎ
Samia mahereza indray ,manaiky ho tantanan'i Jesosy .
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra. Amen.
ยฉ๏ธ Voahary Razafimahefa