𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • 𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’

𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’ VITA MALAGASY πŸ‡²πŸ‡¬ sy AVY ANY IVELANY ✈️
DÉTAIL/GROS
Style β€’ QualitΓ© β€’ AccessibilitΓ©

Avereninay kely ny publication sy ny dΓ©tails rehetra fa mikorontana ny messagerie an'ny pejy, dia aleo mba izay hanao co...
08/07/2026

Avereninay kely ny publication sy ny dΓ©tails rehetra fa mikorontana ny messagerie an'ny pejy, dia aleo mba izay hanao commande sisa no mandefa hafatra miafina, misaotra mialoha !
PANTALON JOGGING LARGE - 30 000 Ariary
Ireo roa amin'ny sary ireo ihany no loko misy
Taille S Γ  XL πŸ“©
Fluide tsara, mafana !

πŸ“ž032 72 351 44

Salama e ! Mbola misy foana ny JOGGING LARGE an 🀩Fluide tsara, nefa mafana ! Ireo roa amin'ny sary ireo no loko misy.Tai...
07/07/2026

Salama e ! Mbola misy foana ny JOGGING LARGE an 🀩
Fluide tsara, nefa mafana !
Ireo roa amin'ny sary ireo no loko misy.
Taille S Γ  XL πŸ“©

πŸ“ž032 72 351 44

Salama e !Elaela izay no tsy dia nahitana vaovao teto amin'ny pejy satria nisy andraikitra hafa nitaky fotoana sy fifant...
13/06/2026

Salama e !

Elaela izay no tsy dia nahitana vaovao teto amin'ny pejy satria nisy andraikitra hafa nitaky fotoana sy fifantohana kely, ka dia miala tsiny indrindra ary misaotra anareo izay mbola nanohy nanaraka sy mbola nanjifa hatrany na dia teo aza izany fahanginana kely izany !
Mba hamelombelona indray ny pejintsika sy hanehoana ny fankasitrahanay anareo dia manomana lalao kely arahina fanomezana izahay !
Tsotra be, izay "commentaire" maro "rΓ©action" indrindra, ka mpanaraka ny pejy, no hotoloranay fanomezana "surprise".
Amin'ny Talata 16 Jona amin'ny 05 ora ariva no hifarana ny lalao.
RAIKITRA ????? 🀩

Soava daholo 🫰

15/05/2026

"RIRININA" 🀩 Sady mafana no stylée
JOGGING LARGE - bleu ardoise (ilay pataloha ihany no amidy)
Disponible en taille S Γ  XL πŸ“©

πŸ“ž0327235144

Ho ataontsika mahafinaritra ity herinandro ity πŸ™‚Soava daholo 🫰
11/05/2026

Ho ataontsika mahafinaritra ity herinandro ity πŸ™‚

Soava daholo 🫰

07/05/2026

Izay mahafantatra ny vokatra ho avy amin'ny erinandro ambony dia hotoloranay fanomezana "surprise" 🎁
Indice : TSY ENSEMBLE 😁

Soava daholo 🫰

03/05/2026

Andao hiakanjo 𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’ 🫰
Modely noforoninay mihitsy izy ity, collection "NY AVO"
Afaka jifainao dieny izao amin'ny vidiny 40 000Ariary monja - EN LIN !

πŸ“ž032 72 351 44

✨VOLANA VAOVAO✨ Hametraka tanjona fohy ezaka isika πŸ™‚TANJONA : HAHATRATRA 1K abonnΓ©s FANOMEZANA : Gilet en LIN - bleu nui...
01/05/2026

✨VOLANA VAOVAO✨ Hametraka tanjona fohy ezaka isika πŸ™‚
TANJONA : HAHATRATRA 1K abonnΓ©s
FANOMEZANA : Gilet en LIN - bleu nuit
Izay manao "partage" sy "mention" betsaka indrindra no hosarihana rehefa tratra ny tanjona !

RAIKITRA ?
Soava daholo 🫰

30/04/2026

HO ANAO ITY ! ⚠️ STOCK LIMITΓ‰ ⚠️
Ensemble Classy ✨ (Dispo en M et L)
40 000Ariary
πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ“ž032 72 351 44

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝙳𝙰𝙢'π™°πš„πšπ™° - πš…πš’πšπšŠ π™ΌπšŠπš•πšŠπšπšŠπšœπš’ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share