Stan's Mode MDG

Stan's Mode MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Stan's Mode MDG, Antananarivo.

✨ Stan's Mode MDG ✨
💖 Ny tsara nefa mora ho an'ny
Andavanadronao

📩 Commande en MP
🚚 Livraison Tana & Province

❤️ Abonnéo ny page anarahanao ireo
arrivage isan'andro ❤️👍

23/08/2026

Mirary alahady mafinaritra ho an-tsika rehetra izahay ato Stan's Mode MDG 💥
Tahin'i tompo daholo 🙏 🥰

🎉 FÉLICITATIONS À NOS 10 GAGNANTS ! 🎉Crédit offert avec amour ❤️📱👉 Les gagnants, merci de m’envoyer un MP pour recevoir ...
17/08/2026

🎉 FÉLICITATIONS À NOS 10 GAGNANTS ! 🎉

Crédit offert avec amour ❤️📱
👉 Les gagnants, merci de m’envoyer un MP pour recevoir votre crédit. 💌

Merci infiniment à tous ceux qui ont participé 🙏❤️
Restez connectés, d’autres jeux arrivent très bientôt ! 🎁✨

17/08/2026

Anio maraina vo tafavoka valiny lalao an-tsika a, tena elana tsiny efa omaly ariva vita fa Zao vo tafavoka ny pub merci 🥰

17/08/2026

🎉🎉 IREO AVY NAREO ZE NAHAZO CRÉDIT KA SAMY MADEFA MP 📩 NY NUMÉRO ADEFASANAY NY CADEAUX CRÉDIT ANAREO

Izay indray alo ny androany fa de misaotra an-tsika 🙏 tsika ho Ilay fitenenana de misaotra betraka any mpilalao maro bé 🙏 aza kivy fa Mbola ho avy ny anjaranareo bon nuit daholo 🙏 ataoko affiche eo ihany reo amizay mazava tsara a,🥰

💖 Misaotra betsaka anareo rehetra izay nandray anjara sy manohana hatrany an’i Stan’s Mode MDG 🙏🥰  Efa kely sisa dia hif...
16/08/2026

💖 Misaotra betsaka anareo rehetra izay nandray anjara sy manohana hatrany an’i Stan’s Mode MDG 🙏🥰

Efa kely sisa dia hifarana ny lalao fizarana crédit, ka mirary soa ho anareo rehetra amin’ny tirage 🎉🍀

❤️

COUCOU LES FOLLOWERS Stan's Mode MDG  💖🙏Ity Tenin’Andriamanitra ity no entiko hirariana soa anareo amin’ity Alahady ity....
16/08/2026

COUCOU LES FOLLOWERS Stan's Mode MDG 💖🙏

Ity Tenin’Andriamanitra ity no entiko hirariana soa anareo amin’ity Alahady ity. 🌿✨

❤️🙏 Isaia 41:10 : 13 🙏❤️

Misy fotoana tena maro ny sakana, maro ny zavatra mandratra fo, ary misy aza toa olona na toe-javatra te hanakana antsika tsy hahatratra ny tanjontsika. 😔

Fa aza kivy… aza miverin-dalana. 💪❤️
Raha mbola misy Andriamanitra, dia mbola misy fanantenana. 🙏✨

Na dia tsy hitantsika aza ny lalana, Andriamanitra mahita ny farany.
Tohizo ny ezaka, tazomy ny finoana, ary matokia fa tsy ho very maina izay rehetra nataonao. ❤️

Mirary Alahady feno fitahiana, hery ary fanantenana ho antsika rehetra. 🙏🌸

💖 Coucou les followers Stan’s Mode MDG ! 💖🎁 Fizarana crédit ho an’olona 10 androany! 😍⏰ Anio 16 aogositra @ 7 ora hariva...
16/08/2026

💖 Coucou les followers Stan’s Mode MDG ! 💖

🎁 Fizarana crédit ho an’olona 10 androany! 😍

⏰ Anio 16 aogositra @ 7 ora hariva no fisarihana, ary havoaka avy hatrany ireo mpandresy! 🎉

❤️ J’aime + Partage + Asao namana hilalao 🥰
👉 Mitaky fankafizana fotsiny!

🍀 Bonne chance daholo! ❤️

✨✨ SAKAFOM-PANAHY KELY ALOHANY HATORY HO AN-TSIKA FOLLOWERS Stan's Mode MDG 🙏 Alohan’ny hatory, andao hitondra ao am-po ...
15/08/2026

✨✨ SAKAFOM-PANAHY KELY ALOHANY HATORY HO AN-TSIKA FOLLOWERS Stan's Mode MDG 🙏

Alohan’ny hatory, andao hitondra ao am-po ity Tenin’Andriamanitra ity. 🙏❤️

“Aza matahotra hianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana , fa izaho no Andriamanitrao ; Mampahery anao aho sady mamonjy anao ; Eny , mitantana anao amin'ny tànana ankavanan'ny fahamarinako Aho.
👉 Isaia 41:10👈

Na inona na inona sedraintsika androany, aza kivy ary aza very fanantenana. Andriamanitra mbola eo anilantsika. 🤍🙏

🌙 Mirary Alina mafinaritra ho an-tsika rehetra, feno fiadanana sy fitahian’Andriamanitra. 🌸✨

🙏❤️

15/08/2026

Bonsoir le followers, aona rah asin-tsika fizarana credit Kely indray eto Stan's Mode MDG zai Liana ary mamaly ok @ commentaire e, rehefa Maro nareo vonona de alefako dray

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Stan's Mode MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share