12/08/2026
βοΈ πππ§ππ¨ π€π¨π π―π πππ π§π’π¬π² ππ¨ππ¨ππ§π π§ππ§ππ¬π πππ§π§π’π¬ ππ¨ππ¬π² ........... dia rehefa maina indray ilay izy vao lasa nisy tasy? na lasa mavomavo?
Matetika isika mieritreritra hoe manadio tsara,
nefa ireto πππ§ππ¨π§ππ¬π’π€π π¦ππ‘ππ³πππ«π π ireto no tena manimba ny kiraro
(indrindra ny friperie sy ny paires d'origine)! β
βΌοΈ π. ππππππ ππ ππππππ ππππ'ππ πππππ-πππππππ
Ny vovon-savony tsy levona tsara dia mijanona ao anatin'ny lamba (mesh).
Rehefa maina ilay kiraro, dia mivoaka ho azy ireny tasy mavo (traces jaunes) ireny ka mahatonga ilay sneaker ho lasa toy ny maloto sy ratsy endrika
βΌοΈ π. π
πππππππππ πππ ππ πππππ
Mba ho fotsy mangatsakatsaka ...
Tsia! Ny Javel dia manao rΓ©action chimique amin'ny caoutchouc sy plastique-n'ny kiraro
Tsy mamotsy izy fa mampa-mavo sy mampitriatra ny cuir (irrΓ©versible)
βΌοΈ π. π
πππππππππ ππππ'ππ πππππππππ ππ
Ny taratran'ny masoandro mahamay be (UV) ampiarahana amin'ny sisan'ny savony dia :
mampitsoaka ny lakaoly mampitambatra ny semelle,
mampitriatra ny hoditra,
ary maharatsy ny loko
π΄ππππ ππππππ'ππ πππππ ππ'ππππ ππ πππππ?
π¨πππππ ππ ππππ'ππ πππππππππππ ππ πππππππ πππ πππππ ππππππ πππ πππ ππ πππ πππππππ! π¬π