Ma'hasoa online

Ma'hasoa online Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma'hasoa online, Apparel & Clothing, Antananarivo.

Pointure 35-36Idéal 37 pieds fins
25/05/2026

Pointure 35-36
Idéal 37 pieds fins

11/04/2026

📢Toerana tsena Mahamasina (isakin'ny alakamisy) amidy 📢
Tsara toerana sady efa folaka 👌
Mp plus de détails 🤗

22/01/2026

Arrivage manja be ety an-tsena androany o 🤗

14/01/2026

Zoma indray vao misy livraison isika fa à récupérer eny antsena Mahamasina ho an'ny rahampitso o🤗

3 sisa ny chemises disponibles o! Taille MAlefa 12.000ar ny iray ho an'izay te ahazo azy 🤩🤗😊
14/01/2026

3 sisa ny chemises disponibles o! Taille M
Alefa 12.000ar ny iray ho an'izay te ahazo azy 🤩🤗😊

14/01/2026

📢Efa vitsivitsy sisa ny t-shirt ooo! 📢
Disponible eny antsena Mahamasina rahampitso 😉
En face an'ny La sainte na eo akaikin'ny Porte 2 kianajan'ny Barea

Afaka miantso ny 0344014419

Oh ry zareo a!! Aza taraiky fa vitsivitsy sisa an! 12.000ar daholo ny t-shirt, misy taille rehetra 😱🤩Sady   anie eee 😉🥳V...
12/01/2026

Oh ry zareo a!! Aza taraiky fa vitsivitsy sisa an!
12.000ar daholo ny t-shirt, misy taille rehetra 😱🤩
Sady anie eee 😉🥳

Vaovao daholo ny entantsika, importé 👌


12/01/2026
Ireto daholo indray ary ny arrivage antsika e! Jereo sao dia misy mety aminao sady tena tsara   💯🫶daholo ireo nefa amin'...
12/01/2026

Ireto daholo indray ary ny arrivage antsika e! Jereo sao dia misy mety aminao sady tena tsara 💯🫶daholo ireo nefa amin'ny vidiny mirary o 🤩😍
T-shirt, short, jogging à capuche, chemises, etc...Efa photos réelles daholo koa ireo an 😉
Mp na commentaire n'a WhatsApp 03440144019 🤗
Mandefa amin'ny faritra sy manao livraison izahay o

06/01/2026

Efa miverina mivarotra eny Mahamasina isika amin'ny Alakamisy izao an ! Sady misy arrivage 2026 😃😉

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma'hasoa online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share