27/08/2026
✨ COUSSIN D’ALLAITEMENT EN FIBRE ✨
Maman ô, reraka foana ve ny lamosinao sy ny sandrinao rehefa mampinono ? 🛑
Ireto amin’izay ary ny coussin d'allaitement multifonction vao tonga ato aminay! Namana tena ilaina ho an'ny reny sy ny zaza izy io:
🤱 Fampinonoana milamina : Tsy marary lamosina na sandry intsony ianao.
👶 Multifonction : Manohana tsara ny zazakely rehefa mianatra mipetraka izy, azo atao "coussin de grossesse", iankinana tsara!
🌿 Tsara sady madio : Fonony de qualité sady mora esorina (déhoussable).
🏷️ Prix : 65.000 Ariray !
📦 Stock limité
👉 Aza miandry ela, tongava ao amin'ny Message Privé (MP) raha liana ! 📥✨