21/08/2026
✨ AKANJO GASIGASY – KANTO SY MAMPIAVAKA ANTSIKA MALAGASY 🇲🇬
Mitady akanjo gasigasy tsara tarehy ho an'ny lanonana? 😍
👗 Lamba coton sy soga
🌈 Maro loko sy safidy isan-karazany
🎉 Mety amin'ny lanonana rehetra
👧👦 Afaka anaovana tenue ho an'ny ankizy
👥 Mety ho an'ny fikambanana, groupe na équipe
🧵 Raisinay ihany koa ny commande araka izay ilainao.
⏱️ 3 andro hatramin'ny herinandro dia vita ny commande-nao, arakaraka ny isany.
🛵 Livraison 3 000 Ar manerana an'i Tana Ville.
📩 Mandefasa hafatra raha hanao commande na mila fanazavana fanampiny.
☎️ 0346712232