By Mi blessing

By Mi blessing Sublimez votre style😍 👗👠 avec prix doux🛍️🔥tenue parfaite👌🏿 ✨ et le bonheur vous va si bien😏❤

29/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Vayanah Keïssi, Shaina Nohambinina, Tahiana Romeo, Fyh Tahianah Light, Patricia Marie Razakatiana, Marianne Rahantanirina Light

Izao tsarovy😊Manana nofy lehibe ho anao Andriamanitra😇Tafandry mandry daholo ary eh😍
29/05/2026

Izao tsarovy😊Manana nofy lehibe ho anao Andriamanitra😇
Tafandry mandry daholo ary eh😍

😍Parfum authentique dispo😍✔Prix: 10ml à partir de 19000Ar🥰✔Prix: 100ml à partir de 150000Ar✔ Tsara fofona be ry ireto ah...
26/05/2026

😍Parfum authentique dispo😍
✔Prix: 10ml à partir de 19000Ar🥰
✔Prix: 100ml à partir de 150000Ar
✔ Tsara fofona be ry ireto ah❤
✔ Afaka atao cadeau an'ny maman tsara😍
Mp ary oooh
☎0345907843
Livraison Tanà et province

25/05/2026

Amin'izao pentekôsta izao😇Ny Fanahy Masina hameno ny banga rehetra eo amin'ny fiainanao🕊🙏

Eeeh Tonga dia vita ny Présentation🤣 Mba asiana tsikitsiky kely vô maraina aloha🤣Mirary tontolo andro mahafinaritra ho a...
22/05/2026

Eeeh Tonga dia vita ny Présentation🤣
Mba asiana tsikitsiky kely vô maraina aloha🤣
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra eh😍

Reraka? matahotra?Tsarovy: momba anao Andriamanitra amin'ny alehanao rehetra🙏Koa mahereza😊
21/05/2026

Reraka? matahotra?
Tsarovy: momba anao Andriamanitra amin'ny alehanao rehetra🙏Koa mahereza😊

Coucou mes loulous😍😍😍Eh ito misy idée cadeau fête de mère ❤️Ndao mba hanomana cadeau tsara ho an'ny maman fa efa akaiky ...
15/05/2026

Coucou mes loulous😍😍😍

Eh ito misy idée cadeau fête de mère ❤️
Ndao mba hanomana cadeau tsara ho an'ny maman fa efa akaiky anie ny fotoana eh🤔
✔Tissu: 100% coton tena tsara be
✔Taille: S M L XL XXL
✔Couleur: Noir, blanc, Vert, Jaune, bleu, grenat...
Alefaso ary commande nao eh
Afaka misafidy modèle tsara😊

Mp ary eh😍
Afaka miantso mivantana ihany koa
☎0345907843
Livraison Tanà et province

15/05/2026

Tsy resy izany ianao

Coucou mes loulous😍Ato indray ary eh Kapakapa maivana  ✔Tsara be ✔Couleur: Bleu roi, Marron, beige, grenat, noir✔ Pointu...
12/05/2026

Coucou mes loulous😍
Ato indray ary eh
Kapakapa maivana
✔Tsara be
✔Couleur: Bleu roi, Marron, beige, grenat, noir
✔ Pointure: 36,37,38,39,40
✔ Prix:12.000ar
Araraoty fa mandalo ito modèle ito an Mp ary eeeh😍
Livraison Tanà et province

😊
11/05/2026

😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Mi blessing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share