Hain'ay

Hain'ay Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hain'ay, Baby Goods/Kids Goods, Antananarivo Analamahintsy, Antananarivo.

Arena ny zanaka, ao haingonay ny arenanao🌟

Lamaody ho an’ny ankizy rehetra 👶✨
Safidio ny modèle tianao, dia izahay no mandefa haingana 🚚

Miarahaba tompoko,  👋Tena anaty épidémie de bronchiolite tanteraka isika amin'izao,  ⚠️Ka ireto ny tsara ho fantatra... ...
12/02/2026

Miarahaba tompoko, 👋

Tena anaty épidémie de bronchiolite tanteraka isika amin'izao, ⚠️
Ka ireto ny tsara ho fantatra...

➡️Inona ny atao hoe Bronchiolite ?
👉Ny bronchiolite dia infection (mikraoba tafiditra) amin'ny taovam-pisefoan'ny Zaza, vokatry ny virus.
Amin'ny ankapobeny dia ny virus antsoina hoe VRS ( Virus respiratoire syncitial) no mahatonga azy.

➡️Iza no tratran'ny bronchiolite ?
👉Ny Zaza latsaky ny roa taona no tratrany

➡️Ahoana no fomba ahazoana azy
👉Mifindra amin'ny alalan'ny piti-drora na piti-delo ny bronchiolite (olona mitondra ny virus mikohaka na mievona na manoroka Zaza)
Mety ihany koa avy amin'ny tanana misy piti-drora na piti-delo izay mikasika ny Zaza na ny fitaovana ampiasainy ( akanjo, mouchoir , sotro...)

➡️Ahoana ny fitrangany?
👉Manomboka misy lelo sy mikohaka ny Zaza , mety hisy hafanana
👉Mety ho moramora ny endrika hisehoany (légère) mety ho mafy be (sévère)
👉Raha mafy ny fisehony dia lasa mikohaka be ny Zaza , Ary lasa sempotra
👉Mety hafana hoditra, tsy mahavita misakafo, reraka

➡️Inona ny tokony atao?
Raha vao manomboka ny trangan'aretina (sery sy kohaka ) dia mila manasa orona @ SSI imbetsaka ny Zaza, arahana maso ny hafanana
Manatona mpitsabo Zaza

➡️Ny hahafantarana fa mila mamonjy urgences pédiatriques (hôpitaly) faran'izay haingana :
⚠️Miefonefona ny Zaza rehefa miaina
⚠️Mangana ny molony na ny rantsany
⚠️Reraka
⚠️Tsy misakafo, mandoa
⚠️Mahamay be
⚠️Zaza latsaky ny 3 volana
⚠️Zaza teraka tsy tonga volana ( ancien prématuré)

➡️ Possible miverina ve ny bronchiolite raha efa voa ny Zaza?
Eny , possible miverina ny bronchiolite

➡️Inona ny fisorohana azo atao ?
✅Tsy manakaiky olona voan'ny sery ( raha ny reny mampinono no vola dia mila manao arovava tsara sy manasa tanana hatrany @ gel hydroalcoolique vao mandray Zaza)
✅Tsy orohana ny Zaza
✅Atao mahazo rivotra tsara ny efitra misy ny Zaza
✅Tsy ampanakaikezina setro-tsigara na fofon-tsigara (ohatra @ fitafiana) ny Zaza

Izay indray ary tompoko ny rubrique anio.
Aza adino ny réaction 👍
Mentionnéo ny namana 😉
Zarao ny publication.

Dr Vatosoa
Mpitsabo Zaza

‼‼ Arrivage mamy kely indray ‼🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻♦ Misy kiraro kely ♦nébuliseur portable  ilaina be hoan'y zazakely eny na...
12/02/2026

‼‼ Arrivage mamy kely indray ‼

🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻🔻

♦ Misy kiraro kely

♦nébuliseur portable ilaina be hoan'y zazakely eny na lehibe aza hiadina @

sery ,koaka,grippa ,mahasolo aérosol

♦kit bébé isankarazany ♥

♦chausson 3d

♦ Thermomètre

♦biberon en verre

♦kit biberon en plastique

♦assiette bébé

♦ robe en broderie

♦moustiquaire couleur rose no dispo ..

Aza tara ary fa mandalo ny tsara 😊

Ao @ sary détail sy prix

Manao livraison
Contacte 033 91 318 34

‼ TOROHEVITRA MAHASOA ANIO INDRAY ‼        ♦ ireto misy torohevitra sakafo vitsivitsy hoan'ireo zaza vao anomboka hisaka...
27/01/2026

‼ TOROHEVITRA MAHASOA ANIO INDRAY ‼

♦ ireto misy torohevitra sakafo vitsivitsy hoan'ireo zaza vao anomboka hisakafo ♦

♥1 : KOBA VARY MALEMY TSARA

Afangaro @ ronon-dreny na lait infantile atao somary mitsiranoka aloha fa tsy atao maisatra be

♥ 2: LEGIOMA

Ovy ,votavo,karoty

Handrahoina alemy tsara dia mixena @ robot na potserina alefaka tsara

♥3: VOANKAZO (compote de fruit )

Paoma ,akondro ,poara

Andrahoina dia mixena alemy tsara

✅✅ Bonus : aza asina sira na siramamy
✅✅ tsy mbola mahazo omena Tantely ny zaza latsaky ny 1taona ..

👉👉 NY biberon cuillère zao dia manampy bediabe anao hampianatra ny zanakao hisakafo
Satria sady malefaka no mahazaka hafanana tsara ...

👇👇👇👇👇👇👇👇👇

Afaka jifainao ato aminay ny biberon cuillère hanafaka fahasahirananao no sady hampianatra

hisakafo zanakao 👇👇👇👇👇👇

Prix : 10.000ar

♥♥ Prix cadeaux .‼‼‼‼‼ ... Miezaka hatrany izahay manome ny tsara indrindra hoanareo sy hoan'ireo harenakelitsika ♥Amin'...
26/01/2026

♥♥ Prix cadeaux .‼‼‼‼‼ ...

Miezaka hatrany izahay manome ny tsara indrindra hoanareo sy hoan'ireo harenakelitsika ♥

Amin'ny halalan'ireto fitaovana mamy kely ireto hikarakarana azy ireo ♥ ..

Ao @ sary détails misimisy ....

Ndao ary ehhh......

Contacte 034 99 022 03 / 033 91 318 34

💗 adidy sarotra ary tsy mora ny maha reny .Saingy tena feno fitiavana be 💖Ndao tsika mba hampahery ny reny rehetra andro...
24/01/2026

💗 adidy sarotra ary tsy mora ny maha reny .

Saingy tena feno fitiavana be 💖

Ndao tsika mba hampahery ny reny rehetra androany ,fa any hoany misy reny mitomany

Malahelo .mahatsiaro irery ..💕💕

Neny o !

raha reraka ianao androany, ara-dalàna izany.

Raha mitomany ianao, tsy midika hoe malemy.

Raha misalasala ianao, tsy midika hoe reny ratsy.

Nanao zavatra mahagaga ianao 💪

Nitondra aina vaovao teto an-tany 🤱

Na dia mbola mianatra isan’andro aza ianao, efa reny tsara ianao.

Aza mampitaha ny dianao amin’ny an’ny hafa.

Ataovy tsikelikely… andro iray, dingana iray 💛

Tadidio : tsy irery ianao.

🌸 Mahereza Neny ô, sarobidy ianao 🌸

❤️ Tsindrio ❤️ raha reny ianao

💬 Zarao amin’ny reny hafa mba hampahery azy






‼‼‼ DESTOCKAGE ‼ DESTOCKAGE ‼‼ mamiii kely Hoan'ny olona mami kelitsika ♥♥♥♥♥♥ ‼Aza tara ary fa araraoty ‼ Destockage av...
11/01/2026

‼‼‼ DESTOCKAGE ‼ DESTOCKAGE ‼‼ mamiii kely

Hoan'ny olona mami kelitsika ♥♥♥♥♥♥

‼Aza tara ary fa araraoty ‼ Destockage avant arrivage ty ‼‼

♦ kiraro kely cuir matiérany tena manjakely 👍👍

♦ kiraro Kely lamba matiérany 👍👍

♦ kit bébé misy karazany 3

♦ robe broderie matsiro Kely ♦

♦bavoir en silicone ♦

♦ chaussette en 3D♦

♦thermometre ♦

♦ tétine ♦

♦chaussette et bandeau assortie ♦

♦pelisse ♦

♦ moustiquaire a bébé ♦

‼ao ambany ao detail maman ah ....

Contacte 033 91 318 34 ou 034 99 022 03

🌺🌺 Dada sy Neny o !!Ny fampiasam-bola tsara indrindra dia ny vola laninao hoan'ny zanakao 🌺🌺  ‼‼ Satry foana hividy fa m...
28/12/2025

🌺🌺 Dada sy Neny o !!Ny fampiasam-bola tsara indrindra dia ny vola laninao

hoan'ny zanakao 🌺🌺

‼‼ Satry foana hividy fa mamii kely daolo anie ehhh... Efa tonga dray ny arrivage ato ‼‼

Ahitanao : ♦ kiraro cuir manjakely mbola tsara lavitra noho ilay teo aloha

À partir 10 cm a 13 cm dispo

♦kit bébé isankarazany

♦tétine anti-collique

♦bavoir en silicone

♦ thermomètre

♦robe broderie anglaise (vraie broderie an )

♦chausette en 3D

♦chausette et bandeaux assortie

♦ moustiquaire hoan'ny zaza

♦ pelisse

‼‼ Ao @ sary ao ambany ny andinindininy misimisy ary eh ... ‼‼

✅✅ Ao @ commentaire ny sarin'ilay kiraro tsirairay ✅✅

Contacte : 033 91 318 34 ou 034 99 022 03

́bé



́

♥♥♥♥ Manaova fety sambatra daholo ♥♥♥♥
25/12/2025

♥♥♥♥ Manaova fety sambatra daholo ♥♥♥♥

❤ Mamii anie oa lay zanaka eh ❤❤    Dia mendrika hokarakaraina sy hampihaingona mamy kely koa 😍😍😍 ‼‼ aza  manahy fa eto ...
18/12/2025

❤ Mamii anie oa lay zanaka eh ❤❤

Dia mendrika hokarakaraina sy hampihaingona mamy kely koa 😍😍😍

‼‼ aza manahy fa eto zahay vonona hanampy anao ‼‼

Ireto misy kojakoja maromaro atolotray hanampina anao :

♦kiraro kely na ambavy na an'ny lahy kely

♦kit bébé (ilaina be na manoboka vao teraka aza )

♦bandeau sy chaussette manjakely ( @ ilay mahazaka krismasy tsara )

♦Tétine a sucette anti -collique ( manoboka 3mois )

♦Thermometre ( ilaina foana rehefa misy zazakely ao antrano hisorohana ny hafanana

miakatra be tampoka )

♦lit moustiquaire pliable (matory ampilaminana tsy manana ahiahy zaza indrindra @ izao be

fotoana be lalitra izao )

♦ pelisse a fourrurre GM (mafana tsara zaza ..mahasolo bodofotsy kely mihitsy )

♦ Efa ao @ sary aao ny andinindininy tsirairay ..... ♦

♥♥ Karakarao oa ny zanakao fa ireo no harenanao ♥♥

Contacte : 0339131834/0349902203



́bé





❗❗❗ Vente flash .vente flash ❗❗💃💃Robe. Broderie manjakely an ❗❗❗ reto sisa dispo fa aza tara ❗❗❗❗Ao @ sary détail 🎀🎀🎀🎀  ...
13/12/2025

❗❗❗ Vente flash .vente flash ❗❗

💃💃Robe. Broderie manjakely an ❗❗

❗ reto sisa dispo fa aza tara ❗❗❗❗

Ao @ sary détail 🎀🎀🎀🎀


❗❗Misy broderie vitsivitsy disponible ireto .. Araraoty fa mandalo fotsiny ihany ... .❗❗❗
09/12/2025

❗❗Misy broderie vitsivitsy disponible ireto .. Araraoty fa mandalo

fotsiny ihany ... .❗❗❗

❗❗Tapitra ny promotion atsika ah❗❗❗ .. Misaotra    hoan'ireo zay nandefa commande .. 🙏🙏🙏🙏 Mitohy fandraisana commande fa...
01/12/2025

❗❗Tapitra ny promotion atsika ah❗❗❗ ..

Misaotra hoan'ireo zay nandefa commande .. 🙏🙏🙏🙏

Mitohy fandraisana commande fa miova Kely fotsiny prix ..💃💃

Address

Antananarivo Analamahintsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hain'ay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share