Mi-jejo

Mi-jejo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-jejo, Apparel & Clothing, Anosy avaratra, Antananarivo.

Kikooo😁Misy an'ireto vao tonga✈Masiso kely hoan'ny harena kely tsikaJereo zay mety😏
19/01/2026

Kikooo😁
Misy an'ireto vao tonga✈
Masiso kely hoan'ny harena kely tsika
Jereo zay mety😏

Dia hoan'zay tsy dia ty manao robe longue fa courte dia ireto koa misy hoantsika😏Robe fleuri❤Taille M, L, Sprix 28000ar
12/01/2026

Dia hoan'zay tsy dia ty manao robe longue fa courte dia ireto koa misy hoantsika😏
Robe fleuri❤
Taille M, L, S
prix 28000ar

Salama Alatsinainy daholo ooo👋Ireto sisa ny couleur disponible amin'ty Robe ityMp malaky ary😏30000ar hatrany
12/01/2026

Salama Alatsinainy daholo ooo👋
Ireto sisa ny couleur disponible amin'ty Robe ity
Mp malaky ary😏
30000ar hatrany

Ireto koa misy tennis mahafatifaty kely hoan'ny harena kelitsika an❤🥰 25000ar daholo an😏
08/01/2026

Ireto koa misy tennis mahafatifaty kely hoan'ny harena kelitsika an❤🥰
25000ar daholo an😏

salama 2026 daholo😁Ireto misy bonne année hoantsika oooo, alefa amin'ny vidiny mirary dia mirary😉Tout à 30000ar❤ Mp hain...
08/01/2026

salama 2026 daholo😁
Ireto misy bonne année hoantsika oooo, alefa amin'ny vidiny mirary dia mirary😉
Tout à 30000ar❤
Mp haingana ary😏

Mbla misy hatrany reto model kapa kely reto an😏Sady maivamaivana kely ery❤
27/12/2025

Mbla misy hatrany reto model kapa kely reto an😏
Sady maivamaivana kely ery❤

vaovao be ooooshort jean boyfriend❤
23/12/2025

vaovao be oooo
short jean boyfriend❤

ireto koa misy polo hoan'zay liana oooo😏
23/12/2025

ireto koa misy polo hoan'zay liana oooo😏

Dispo de suiteTaille S-M-L-XL35000 ar 🥰Rose, fushia, jaune
22/12/2025

Dispo de suite
Taille S-M-L-XL
35000 ar 🥰
Rose, fushia, jaune

Efa tonga reto hoatsika tia kapakapa kely❤
22/12/2025

Efa tonga reto hoatsika tia kapakapa kely❤

encore une nouvelle robe disponible pour toute taille💃
20/11/2025

encore une nouvelle robe
disponible pour toute taille💃

Hey, Tsy ny lehibe ihany no mi'jejo fa na zaza koa ary a🥰😍💃Robe dispo 2 à 5ans
17/11/2025

Hey,
Tsy ny lehibe ihany no mi'jejo fa na zaza koa ary a🥰😍💃
Robe dispo
2 à 5ans

Address

Anosy Avaratra
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-jejo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share