10/12/2025
Salama daholo e!
Tonga indray ty ny arrivage ato aminay an.
- Visseuse kely -
- disque pour vitre( mety hanaovana pencage, mahatapaka tavohangy koa an, azo hanapahana carreaux sns..)
- mini- caméra . mety amin'ny karazana téléphone rehetra .
Afaka mandefa any amin'ny faritra koa zahay an. Araraoty Ary e.
☎️ 034 25 633 25