J- Tendance Mahazo

J- Tendance Mahazo Vente divers articles (Vêtements, Chaussures, Accessoires) pour adultes, enfants et bébés.

⁉️  ⁉️💯/💯  Contact: 0386761808 ou MP_DIRECTE🚚📦MANAO LIVRAISON TANA PROVINCE    J- Tendance Mahazo
06/06/2026

⁉️ ⁉️

💯/💯

Contact: 0386761808 ou MP_DIRECTE

🚚📦MANAO LIVRAISON TANA PROVINCE



J- Tendance Mahazo

⁉️ ⁉️👉PRIX PROMOTION 📣📢😍QUALITÉ: 💯/💯   Contact: 0386761808 ou MP_DIRECTEÀ PROFITER:Izay 30 Premiers Clients dia   amin’n...
13/05/2026

⁉️ ⁉️

👉PRIX PROMOTION 📣📢😍

QUALITÉ: 💯/💯

Contact: 0386761808 ou MP_DIRECTE

À PROFITER:
Izay 30 Premiers Clients dia amin’ny izay tokony ho vidiny:
Conditions:
- ni-inviter +30 personnes hi-abonner ny page (avec capture pour preuve d’abonnement)

🚚📦MANAO LIVRAISON TANA PROVINCE



J- Tendance Mahazo

⁉️ ⁉️💯/💯   Contact: 0386761808 ou MP_DIRECTE🚚📦MANAO LIVRAISON TANA PROVINCE    J- Tendance Mahazo
08/05/2026

⁉️ ⁉️

💯/💯

Contact: 0386761808 ou MP_DIRECTE

🚚📦MANAO LIVRAISON TANA PROVINCE



J- Tendance Mahazo

⁉️ARARAOTY FA PROMOTION BE ZARAZARAINA FOTSINY NY ATO AN 😍🎁FRIPERIE MAFY TSARA TSISY DÉFAUT DAHOLO IREO👍😍Mp ary oohManao...
05/05/2026

⁉️ARARAOTY FA PROMOTION BE ZARAZARAINA FOTSINY NY ATO AN 😍🎁

FRIPERIE MAFY TSARA TSISY DÉFAUT DAHOLO IREO👍😍

Mp ary ooh
Manao livraison 🚚

⁉️ARRIVAGES ARRIVAGES ⁉️👉FRIPERIE UNIQUE TSARA QUALITÉS DAHOLO IRETOO AAN😍ALEFA MORA BE AMIZAO PROMOTION BE IZAO FA ARAR...
04/05/2026

⁉️ARRIVAGES ARRIVAGES ⁉️

👉FRIPERIE UNIQUE TSARA QUALITÉS DAHOLO IRETOO AAN😍

ALEFA MORA BE AMIZAO PROMOTION BE IZAO FA ARARAOTYY SAO TARA EO INDRAYY🎁😍

Manao livraison 🚚 📦🚛



J- Tendance Mahazo

04/05/2026

TE HIZARA KIRARO MAIMAIMPOANA IZAHAY.
IZA DAHOLO NO MAZOTO HILALAO JEUX⁉️
Efa betsaka no nahazo tato an🎁😍
Abonné-o ny page d entano ny namana

TANDAMMM 🎉🎉🥳🥳🍾🥂👉RÉSULTAT JEUX 2 CHAUSSURES GRATUITES 🎁🎁🙏🏻Misaotra anareo rehetra izay nandray anjara mavitrika izahay fa...
27/04/2026

TANDAMMM 🎉🎉🥳🥳🍾🥂

👉RÉSULTAT JEUX 2 CHAUSSURES GRATUITES 🎁🎁

🙏🏻Misaotra anareo rehetra izay nandray anjara mavitrika izahay fa tena maro be ianareo no niezaka nanao maximum possible.💪🙏🏻

🔴NB: Izay mbola te hi-tenter chance dia mbola misy kilalao manankery ao amin’ny pejintsika J- Tendance Mahazo II sy J- Tendance Mahazo III
Manasa anareo hitsidika, hi-abonné ary hi-partagé ny page ary eeh 😍
Asao daholo ary ny namana sy tapaka dia tongava milalao daholo eeh 🤩🎁

Te hizara maimaimpoana aminareo foana izahay ho fanaporofoanay ny fitiavanay anareo rehetra mpanaraka ny pejy❤️

👉RÉSULTAT JEUX 2 CHAUSSURES GRATUITES 🎁🎁

❤️ Reh Ginah sy Mïe Tiana no nahazo ny amboara👏😍🤩
Nahazo kiraro maimaimpoana avy amin’ny pejy J- Tendance Mahazo, ianareo no MISAFIDY MALALAKA izay tianareo ho alaina❤️
Manasa anareo 2 mba handefa MP aminay mba afahana manome anareo ilay loka maimaimpoana avy aminay.



⌚️TAPITRA NY LALAO🥹FALY BE IZAHAYY MIARAHABA AN’IREO OLONA 2 NAHAZO   🤩🎁🎁🎉🥳🥳TENA MISAOTRA ANAREO REHETRA NANDRAY ANJARA ...
27/04/2026

⌚️TAPITRA NY LALAO🥹

FALY BE IZAHAYY MIARAHABA AN’IREO OLONA 2 NAHAZO 🤩🎁🎁🎉🥳🥳

TENA MISAOTRA ANAREO REHETRA NANDRAY ANJARA MAVITRIKA FA TENA NANAO MAXIMUM DAHOLO IANAREO KA TSY MORA NY MIJERY IREO 2 VOALOHANY IZAY MAHAZO NY LOKA MAIMAIMPOANA🙏🏻🙏🏻🤩

Ka aza miala alavitra fa Ho avoakantsika RAHARIVA amin’ny 08 ora (20h) ireo olona 2 nahazo KIRARO MAIMAIM-POANA tato amin’ny pejy J- Tendance Mahazo an!!! 😍❤️

NB: Izay mbola te hi-tenter chance dia mbola misy kilalao fizarana kiraro 2 hafa koa ao amin’ny pejintsika sasany:
👉 J- Tendance Mahazo II sy
👉 J- Tendance Mahazo III
ka araraoty aryy fa mbola manankery io lalao io amin’izao eeeh!!

Zarao hatrany ny pejintsika fa mbola maro be ny JEUX GRATUITES sy FIZARANA ho atao atoo aan😍❤️



HEYYY 📣📢 ARARAOTY FA TAPITRA RAHAMPITSO ITY KILALAO ITYY OOH⁉️MBOLA AFAKA MANARARAOTRA BE FARAMPARANY AAN❤️👉2 CHAUSSURES...
25/04/2026

HEYYY 📣📢
ARARAOTY FA TAPITRA RAHAMPITSO ITY KILALAO ITYY OOH⁉️

MBOLA AFAKA MANARARAOTRA BE FARAMPARANY AAN❤️

👉2 CHAUSSURES 👞 👟GRATUITES 🎁🎁 HO AN’IZAY MAHAZO 🤩😍

NB: TSINDRIO NY SARY DIA AO AMIN’NY COMS NO MANAO COMMENTAIRES AMIN’IZAY TSY MIPARITAKA BE INAREO MPANDRAY ANJARA 👍👍

🥳ANDAO HILALAO EEH!! 🎉🎊

👉 2 CHAUSSURES GRATUITES 🎁🎁🧧

IZA AVY NO HO TSARA VINTANA ⁉️

Soraty ao amin’ny commentaires an’ity pub misy fisarihana ity ny:
👉 JP CHAUSSURE (safidio ato anaty page izay kiraro tianao, afaka mametraka choix maro be hisafidianana dia alatsao anaty commentaire avokoa izany mba hahafantaranay ny safidinao) -
👉 POINTURE anao

(Exemple: JP CHAUSSURES - Pointure 42
Sarin’ireo kiraro tianao hisafidianana)

⚠️Règlement:🚨
- LIKE & COMMENT: (mentionnée-o ao anaty commentaire anao ireo namanao rehetra, asao hanao j’aime ny page).

- FOLLOW: (ataovy J’aime ny page dia asao koa ireo namana hanao izany, capturéo dia apetrao ao anaty commentaire anao ny sary capture vita j’aime 👍).
J- Tendance Mahazo : https://www.facebook.com/share/1CcgZ1DXzg/?mibextid=wwXIfr

- SHARE: (partagé-o au maximum en mode public ny PAGE sy PUB izay tianao anaty page, capturée-o isaky ny mahavita partage dia alatsao ao anaty commentaire ny sary).

Réponse: Izay 2 betsaka indrindra no mahazo ny fisarihana maimaimpoana avy aminay😍🎁

Lalao manankery hatramin’ny 26 Avril 2026 à 23:59

NB: Afaka milalao daholo izay te ahazo Kiraro GRATUIT.

LET’S GOOO 🏃‍♂️🏃‍♀️🏃

Address

Mahazo Ambohidahy
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J- Tendance Mahazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category