Aina shop

Aina shop 📱 Vente d'accessoires, vêtements et gadgets de qualité 🚚 Livraison à Antananarivo et régions 💬 Commande par Messenger ⭐ Prix abordables & service rapide

🧤 GANT SPORT DEMI-DOIGT – Kalitao tsara, mahazo aina! 💪 Mety atao cadeau fête de père 🥰✅ Miaro ny tanana amin'ny dona sy...
19/06/2026

🧤 GANT SPORT DEMI-DOIGT – Kalitao tsara, mahazo aina! 💪 Mety atao cadeau fête de père 🥰
✅ Miaro ny tanana amin'ny dona sy fikikisana
✅ Lamba respirant
✅ Hidiny Velcro
✅ Mety amin'ny moto, vélo, gym, fitness, randonnée, sns.
🎨 Couleurs disponibles : 🔵 Bleu 🔴 Rouge ⚫ Noir
💰 Prix : 18.000 Ar
📦 Stock voafetra, aza tara!
📲 Raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny dia alefaso MP na antsoy: 📞 0342530041

🔥 KIRARO STYLE VAOVAO 🔥Mitady kiraro classe, confortable ary maharitra ve ianao? Ity ilay mety aminao!👟 Design moderne s...
15/06/2026

🔥 KIRARO STYLE VAOVAO 🔥

Mitady kiraro classe, confortable ary maharitra ve ianao? Ity ilay mety aminao!

👟 Design moderne sy miavaka

👟 Mety amin’ny fandehanana isan’andro na mamonjy fety sy fotoana manan-danja

👟 Maivana sady mahazo aina

👟 Kalitao tsara, tsy mora simba

💥 Mety amin’ny style rehetra (jean, jogging, sns)

📦 Livraison disponible

📩 Alefaso MP avy hatrany raha haka na hanontany!

⚡ Stock voafetra – aza tara!

*HIZARA LOKA NY PEJY AINA SHOPOlona telo bé izao no ho sarihina rahampitso zoma am'fito Ora hariva😯🥰 Koa satria efa mang...
11/06/2026

*HIZARA LOKA NY PEJY AINA SHOP
Olona telo bé izao no ho sarihina rahampitso zoma am'fito Ora hariva😯🥰

Koa satria efa mangatsika ny andro sady ity gant ity no bé mpividy indrindra dia aleo io no atao lokatsika💥

*IZAO NO ATAO MBA HANDRAISANA ANJARA:
1. Lazao anaty commentaires ao ny zavatra amidin'i aina shop fantatrao
2. ZARAO amin’ny public ity post ity mba ho hitan’ny rehetra .
3.tegeo ny namana 10 ary asaivo mandray anjara amin'ny lalao.
Aza adino manisy ❤️ fa manampy chance anao izany .
*ZOMA 12 JIONA 2026 @ 7 Ora hariva ny tirrage

*FANAMARIHANA:* Kaonty tena izy ihany no manan-kery. Mila abonné amin'ny page ianao, tsindrio ny suivre ambony io raha mbola 💫
👉Milalaova fa mety ho ianao io mihitsy no hahazo azy 🎁 .

🔔VAROBOBA VAROBOBA Ô📢 GANTS TACTIQUES 5.11 – 10 000 Ar SEULEMENT ! 🔥✅ Tissu respirant sy maivana✅ Anti-dérapant, tsy mor...
08/06/2026

🔔VAROBOBA VAROBOBA Ô
📢 GANTS TACTIQUES 5.11 – 10 000 Ar SEULEMENT ! 🔥
✅ Tissu respirant sy maivana
✅ Anti-dérapant, tsy mora solafaka
✅ Mety amin'ny moto, vélo, randonnée, sport ary activités extérieures
✅ Demi-doigt, manome liberté de mouvement tsara
💰 Vidiny manokana : 10 000 Ar 📦 sur Livraison ihany 📍 Stock voafetra
📩 Alefaso MP dieny izao ary ny toerana anaterana azy sy ny laharanao raha anaterana e, na miantso ny 0342530041
Gants pratique, confortable ary robuste amin'ny vidiny mirary! 🔥🧤
Mbola misy model hafa ihany koa ao am'coms🥰 aza adino manindry suivre raha mbola tsy abonné am'page enao

📢 GANTS MOTO PROFESSIONNELSAraraoty fa alefantsika morabe izy androany🏍️ Miaro tanana tsara rehefa mitaingina moto✅ Coqu...
05/06/2026

📢 GANTS MOTO PROFESSIONNELS
Araraoty fa alefantsika morabe izy androany
🏍️ Miaro tanana tsara rehefa mitaingina moto
✅ Coque de protection mafy amin'ny rantsantanana sy felatanana
✅ Anti-dérapant, mety tsara fitazomana ny guidon
✅ Mahazo aina sy mifoka rivotra
✅ Mety amin'ny moto, scooter, bisikileta ary activités extérieures
💰 Vidiny tena hoe varoboba😊 26000Ar 📦 sur Livraison ihany 📩 MP avy hatrany raha haka na mila fanazavana fanampiny.
⚠️ Stock limité, aza tara!

📢 GANTS MOTO PROFESSIONNELS🏍️ Miaro tanana tsara rehefa mitaingina moto✅ Coque de protection mafy amin'ny rantsantanana ...
03/06/2026

📢 GANTS MOTO PROFESSIONNELS
🏍️ Miaro tanana tsara rehefa mitaingina moto
✅ Coque de protection mafy amin'ny rantsantanana sy felatanana
✅ Anti-dérapant, mety tsara fitazomana ny guidon
✅ Mahazo aina sy mifoka rivotra
✅ Mety amin'ny moto, scooter, bisikileta ary activités extérieures
💰 Vidiny: 30 000 Ar 📦 Livraison disponible 📩 MP avy hatrany raha haka na mila fanazavana fanampiny.
⚠️ Stock limité, aza tara!

‎🎧 ÉCOUTEURS TSARA KALITAO 🎧‎🎶 Te hihaino mozika amin'ny feo madio sy mahery vaika ve ianao?‎Te hampiasa écouteur tsara ...
02/06/2026

‎🎧 ÉCOUTEURS TSARA KALITAO 🎧
‎🎶 Te hihaino mozika amin'ny feo madio sy mahery vaika ve ianao?
‎Te hampiasa écouteur tsara feo sady mafy tsy mora tapaka?
‎Natao ho anao ity écouteur NST S2 ity
‎✅ Feo mazava sy bass mahafinaritra
‎✅ Misy microphone ho an'ny antso
‎✅ Mahazo aina rehefa ampiasaina
‎✅ bouton: pause, play, appel
‎✅ Mety amin'ny finday, ordinateur ary tablette
‎💰 Vidiny : 10.000 Ar monja
‎🔥 Tsara kalitao, mora vidy ary maharitra!
‎📩 Alefaso MP avy hatrany raha hanafatra. 🚚 livraison possible.
‎⚠️ Voafetra ny stock, aza tara fa mety ho lany! 🎧✨

🚨 PROMO SPÉCIALE ! 🚨🔥 GANTS 5.11 CAMOUFLAGE 🔥💥 Araraoty zareo a, 12000ar monja dia mahazo gant ato aminay✅ Miaro ny tana...
01/06/2026

🚨 PROMO SPÉCIALE ! 🚨
🔥 GANTS 5.11 CAMOUFLAGE 🔥
💥 Araraoty zareo a, 12000ar monja dia mahazo gant ato aminay
✅ Miaro ny tanana tsara
✅ Mety amin’ny moto, vélo, fitness, randonnée
✅ Design camouflage tena manintona 🔥
💯 Stock limité
💰 Prix cadeau : 12000 Ar
📩 Aza tara! Alefaso MP dieny izao fa efa kely sisa stock ! 🔥
Efa tonga ihany koa ilay lava tanana amin'ny vidiny 30000ar🥰
efa mipetraka amin'ny sary ny vidiny

🔥 GANT SPORT / MOTO PREMIUM 🔥Miaro tsara ny tanana sady manome style 😎✅ Confortable & mateza✅ Anti-dérapant✅ Miaro ny ra...
27/05/2026

🔥 GANT SPORT / MOTO PREMIUM 🔥
Miaro tsara ny tanana sady manome style 😎
✅ Confortable & mateza
✅ Anti-dérapant
✅ Miaro ny rantsantanana sy ny tanana
✅ Tsara amin’ny :
🏍 Moto
🚴‍♂️ Vélo
🏋️‍♂️ Sport & fitness
🛴 Trottinette
💯 Kalitao tsara be
📦 Livraison disponible
📩 Mandefasa MP dieny izao fa voafetra ny stock! Na miantso ny 0342530041

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share