Fasou andria

Fasou andria Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fasou andria, Apparel & Clothing, Itaosy, Antananarivo.

⛔ AZA TARA FA  PROMOTION BE‼️‼️‼️👉⛔ ÉGOUTTOIR ÀCOUVERTS,PORTE-BAGUETTES en forme PANDA🔥🔥🏃                   PRIX :20 000...
22/04/2026

⛔ AZA TARA FA PROMOTION BE‼️‼️‼️
👉⛔ ÉGOUTTOIR ÀCOUVERTS,PORTE-BAGUETTES en forme PANDA🔥🔥🏃
PRIX :20 000AR 2PCS
Couleur :vert,gris,beige
En plastique/Matevina tsara
Fitoerana Sotro manjakely misy karazany telo model, fraises sy bibikely,tsotra
Mba asíana endriny kely lakozia e! mafatifaty kely ery izy ty Sady mazaka betsaka
Azonao ampiana Sotro , fourchette couteau,Sotrobe, baguette
Azo ampiana kojakoja kely isan-kazarany iany ko
Mp na 0388272023
Manao livraison, mandefa any aminy faritra
Manome prix de gros

Gobelet en verre GM 350 ML ✅Misy sarony✅Misy sotrokely ✅En verre mahazaka mamay❌EFA PHOTO RÉELLE DAHOLO IREO      🌟4 piè...
21/04/2026

Gobelet en verre GM 350 ML
✅Misy sarony
✅Misy sotrokely
✅En verre mahazaka mamay
❌EFA PHOTO RÉELLE DAHOLO IREO
🌟4 pièces: 25000 ariary
🌟6 pièces : 32000ar
🌟20 pièces : 120000 ariary
🌟72 pièces : (1 carton) 324000 ariary
Vente en ligne ihany izahay manao livraison mandefa amin'ny faritra
Contact rapide: 0388272023

PROMOTION be tsy misy ohatran t'y reto an  MINI VERRE À RHUM / WHISKY ✨🥃  Vera fandraisana  Lot de 24pièces=  30 000Ar f...
29/03/2026

PROMOTION be tsy misy ohatran t'y reto an
MINI VERRE À RHUM / WHISKY ✨🥃
Vera fandraisana
Lot de 24pièces= 30 000Ar fotsiny
12pieces :20000 ariary
1 carton :180000 ariary
Halavany 6cm
Na Mbola ivarotra aza Ianao tena Mbola mahazo tombony aza tara araraoty aingana
Madalo Ihany ity promotion

Tsy vera tsotra fa vera tena miavaka 😍
✔️ TENA MIHAJA LOATRA – endrika classe sy élégance
✔️ TENA MATEVINA LOATRA – mafy, tsy mora vaky
✔️ TENA MANGIRANA LOATRA – mamirapiratra, manintona maso
Mety tsara hoantsika fiangonana

🍹 Mety amin’ny rhum, whisky, liqueur sy zava-pisotro rehetra
🎉 Tena ilaina amin’ny fety pas ka zao
🎁 Safidy tsara ho fanomezana
📸 Tsy misy resaka betsaka fa jereo ny sary fa sary tena izy io
✅ QUALITÉ GARANTIE

📩 Alefaso commande sao tara Ianao tsy mahazo
Mp ou 0388272023
🚚 Livraison araka ny toerana misy anao

🔥🥰🥰TSY MILA MANARY MENAKA TSONY IANAO MAMPIASA AN'ITY 🔥🥰🥰   🥰🥰🥰 Distributeur d'huile automatique 🥰🥰🥰    Prix :17000 aria...
29/03/2026

🔥🥰🥰TSY MILA MANARY MENAKA TSONY IANAO MAMPIASA AN'ITY 🔥🥰🥰
🥰🥰🥰 Distributeur d'huile automatique 🥰🥰🥰
Prix :17000 ariary
👉Mora ampiasaina
👉Tsy mitete
👉mampisy style ao an_dakozia
👉mahafehy tsara fatran'ny Menaka
👉En verre

Tonga lafatra hoan 'ny
✅salady
✅Fandrahoana sakafo
✅Barbecue
Mp ou 0388272023
Manao livraison mandefa any Amin faritra

❌16000 ariary Box inox 5series✅👉 sous carton10-12-14-16-18cm ny diametre📩Alefaso dieny Zao commande Ary eLivraison :Tana...
29/03/2026

❌16000 ariary
Box inox 5series✅

👉 sous carton
10-12-14-16-18cm ny diametre

📩Alefaso dieny Zao commande Ary e

Livraison :Tana/province

Poele SABA INOXYDABLE MATEVINA BE30cm= 20000ar detail/ 15000ar gros+532cm= 25000ar detail/ 20000ar gros+534cm= 30000ar d...
11/03/2026

Poele SABA INOXYDABLE MATEVINA BE
30cm= 20000ar detail/ 15000ar gros+5
32cm= 25000ar detail/ 20000ar gros+5
34cm= 30000ar detail/ 25000ar gros+5
Tsy mifidy fatana
Sary reel reo

CEINTRE INOXYDABLE DORÉ SY ARGENTÉ MIHAJA BE‼️              PRIX 18000 ar 10pcs ✔️Mangina tsara Sady amin'ilay qualité t...
09/03/2026

CEINTRE INOXYDABLE DORÉ SY ARGENTÉ MIHAJA BE‼️
PRIX 18000 ar 10pcs
✔️Mangina tsara Sady amin'ilay qualité tsara
✔️Mafy tsara Ary Matevina,tsy miofo lokony
✔️Matevina tsara mazaka lamba mavesatra
✔️Mety ampiasaina any an-trano, boutique, magasin sns
Mp na 0388272013
Manao livraison, mandefa any aminy faritra

👉 TASSE EN VERRE NOIR MANJAKELYTASSE CAFÉ/THÉ MATEVINA TSARA                 PRIX :28000 ariary gros Capacité :350mlDime...
08/03/2026

👉 TASSE EN VERRE NOIR MANJAKELY
TASSE CAFÉ/THÉ MATEVINA TSARA
PRIX :28000 ariary gros
Capacité :350ml
Dimension :7cm/8cm
PHOTO REEL DAOLO
MARQUE :RED CHERRY/mihajabe
Couleur: noire, transparent/ MALAMA
Vaky foana izay KOPY en verre ampiasainao,tsy mazaka mamay akory nefa te hanana KOPY en verre enao?
Ty natokana ho anao mila KOPY mihijabe nefa takatrin'ny fahefany volanao
Mazaka rano mangotraka mihintsy fa tsy oe mafana fotsiny akory,Matevina tsara,tsy mora vaky, amin'ilay marque tena top
Mp na 038 82 72023 /033 47 009 95
Manao livraison mandefa any aminy faritra

Poêle 4 trous anti-adhésif – Kalitao Premium👉 Tsy miraikitra  Matevina be Mifanaraka amin’ny fatana rehetra Longueur tot...
08/03/2026

Poêle 4 trous anti-adhésif – Kalitao Premium

👉 Tsy miraikitra
Matevina be
Mifanaraka amin’ny fatana rehetra
Longueur totale : 39,5 cm
Diamètre : 24 cm

16000 ar
📩 Commandez dès maintenant !
🚚 Livraison disponible : Tana / Province
Mp ou 0388272023

MIXEUR USB GOURDE PORTABLE  15000ar ny iray ato amiko-380ml- Mini Mixeur Portable - Rechargeable avec USB- Mélangeur/ Bo...
07/03/2026

MIXEUR USB GOURDE PORTABLE 15000ar ny iray ato amiko
-380ml
- Mini Mixeur Portable
- Rechargeable avec USB
- Mélangeur/ Bouteille d’eau / Juicer Cup de
- Mélangeur / Grinder et Mixer pour DIY
Fanaovana Smoothies/Milk-Shakes/Jus de Fruits etc
- Chargeable - Portableatique - Passoir inclus afaka mixena sakafo jaza (zavatra malemy no vitany)
- Disponible toute couleur io an
038 82 72023

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fasou andria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share