29/05/2026
💐 LIVE SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 💐 SAC VIP♥️
Maman… ilay olona tsy sasatra manome nefa indraindray hadinontsika homena ❤️🥹
Amin’ity fête des mères ity, andao kosa isika hampitsiky azy kely… satria mendrika fitiavana sy surprise izy 💖
👜 Sac importé tsara tarehy sy classy no ho hitantsika mandritra ny live ✨
🎁 Ary mbola hisy cadeau spécial ho an’i maman koa mandritra ny live 😍
Aza tara fa mety eto no hahitanao fanomezana kely hampiteny an’i maman hoe : “Tsaroako ianao, tiako ianao” ❤️