18/05/2026
f🌿 Ny voka-tsoa azo avy amin’ny spiruline 🌿
100% naturel
Ny spiruline dia sakafo voajanahary tena manankarena amin’ny protéine, vitamine ary minéraux ilain’ny vatana. Rehefa hanina tsy tapaka izy dia mety hitondra tombontsoa maro ho an’ny fahasalamana :
✅ Manampy mampitombo hery sy miady amin’ny havizanana
✅ Manamafy ny hery fiarovan’ny vatana
✅ Manampy amin’ny fahasitranana sy fanarenana ny vatana
✅ Tsara ho an’ny olona tsy ampy ra satria manankarena vy (fer)
âś… Manatsara ny hoditra, volo ary hoho
✅ Manampy amin’ny fanatsarana ny fahazotoan-komana sy ny fahasalaman’ny ankizy sy olon-dehibe
✅ Mety tsara ho an’ny mpanao fanatanjahantena sy olona mikarakara vatana
Azo hanina amin’ny endrika poudre, comprimé na paillettes ny spiruline. Tsara raha atomboka amin’ny fatra kely aloha dia ampitomboina miandalana.
🌱 Spiruline : sakafo voajanahary hanampy ny vatana ho salama sy hatanjaka isan’andro.
Alefaso mialoha n'y commande a!!
Poudre:6 000 ar
Gellule :20 000 ar
Comprimés :18 000 ar