12/09/2026
👉 Arrivage karazana kojakoja andakozia maro , Manamora ny fiainanao .
❤️❤️Aza adino ny mi abonné ny Page ❤️❤️
👉 Poêle à griller/poêle à barbecue
Qualité supérieure, Matevina bé, mavesatra bé mahotrany 1kg bé Zao
Mety tsara anaovana :kitonotono maro isankarazany, crêpe, anendasana sns ....
tout feu : induction, charbon sns.....
Tsy miraikitra, mitsitsy menaka
💰💰 36cm= 42 000Ar💰💰
👉👉Wok antiadhésif matevina tsara, qualité supérieure , tsy mety arafesina . Efa @ sary avy ny refiny Sy ny vidiny.
dispo : 20cm ,22cm, 24cm,26cm,28cm
👉👉 Plaque chauffante électrique, Mafatifaty Kely anie zany e!
Température Réglable à 5 niveaux
Mety tsara ikarakarana sakafo maraina, anendasana atody,la soupe ,sns....
💰💰500W= 35 000Ar
👉👉 Cafetière italienne Expresso
_ Mora ampiasaina
_ Tsy Mila kitapo café
_ Tsy mandany fotona
💰9Cups = 45 000Ar
💰4Cups = 32 000Ar
👉👉Cafetière à piston en verre avec filtre en acier inoxydable : Café, thé , sns....
_ Tsy Mila courant
_ tsindrina mora2 @ Tanana
_ vetivety Dia vita ny café Sy thé
💰💰850ml = 28 000Ar
Mp na 033 03 081 49 _ 038 84 354 45
Livraison Tana et Province (à partir 4 000Ar
☺️☺️Alefaso aingana ny Commande fa vitsivitsy ihany no dispo @ izy ireo☺️☺️