Digital Zone MDG

Digital Zone MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Digital Zone MDG, Antananarivo.

Digital Zone MDG dia vente en ligne ary sur livraison avokoa ny produit ato aminay 🚲🚚
➡️ Mandefa entana any amin'ny faritra 📞 0383329191
📩 Commande en Mp

🎁 JP Crédit ! 🎁Coucou daholo 👋👋Te hahazo crédit maimaim-poana ve ianao? 😍Tsy misy condition sarotra fa:✅ Abonnéo ny page...
06/06/2026

🎁 JP Crédit ! 🎁
Coucou daholo 👋👋
Te hahazo crédit maimaim-poana ve ianao? 😍
Tsy misy condition sarotra fa:
✅ Abonnéo ny page
✅ Asao ny namanao hanaraka ny page
✅ Partageo amin'ny mode Public ity publication ity mba ho hitan'ny namanao
⏰ RDV demain à 12h 😉
🍀 Mirary soa ho an'ny rehetra! 🍀
✨🎉
📢 Aza adino ny manasa namana betsaka mba ahafahany mandray anjara

🎧 TUTO DU JOUR🤔 Fantatrao ve ?🎵 Ny fihainoana mozika amin'ny volume mihoatra ny 85% mandritra ny fotoana maharitra dia m...
06/06/2026

🎧 TUTO DU JOUR

🤔 Fantatrao ve ?

🎵 Ny fihainoana mozika amin'ny volume mihoatra ny 85% mandritra ny fotoana maharitra dia mety hiteraka fahasimban'ny fandrenesana tsikelikely, ary indraindray dia tsy azo sitranina intsony.
⚠️ Tsy ny feo mafy no zava-dehibe, fa ny fahasalaman'ny sofinao!
✅ Tsarovy :
• Ampiasao amin'ny volume 60% - 80% ny écouteur.
• Mialà sasatra 5 minitra isaky ny adiny 1 fihainoana.
• Arovy ny sofinao mba hahafahanao mankafy mozika mandritra ny fotoana maharitra.

🙏 Prenez soin de vous et de votre audition.

❤️ Ny fahasalamanao no laharam-pahamehana.

📌 Aza adino ny manaraka ny pejy raha mila torohevitra sy tuto mahasoa isan'andro momba ny écouteurs sy ny teknolojia.
🎧✨

🎧 Fantatrao ve? Tsy Waterproof ny TWS Pro 3!⚠️ Na dia mahazaka hatsembohana sy erika manify aza ny TWS Pro 3, dia tsy na...
05/06/2026

🎧 Fantatrao ve? Tsy Waterproof ny TWS Pro 3!

⚠️ Na dia mahazaka hatsembohana sy erika manify aza ny TWS Pro 3, dia tsy natao hatsoboka anaty rano na hampiasaina rehefa mandro. Ny écouteurs maro misy fiarovana amin'ny hatsembohana sy tsifotra rano dia natao hiaritra fanatanjahan-tena sy orana kely fotsiny, fa tsy rano be na filomanosana.

✅ Mahazaka :
Hatsembohana rehefa manao sport
Erika manify
Tsifotra rano kely
❌ Tsy mahazaka :
Fandroana
Filomanosana
Fatsobohana anaty rano
Rano mikoriana mivantana
💡 Torohevitra : Raha lena ny TWS Pro 3 dia fafao amin'ny lamba maina ary avelao ho maina tsara alohan'ny hampidirana azy ao anaty boîtier.

🎶 Ankafizo ny mozikao isan'andro, fa tandremo amin'ny rano be ny TWS Pro 3 mba haharetany ela!


Digital Zone MDG

🔥 Offre spéciale – stock limité ! 🔥‼️💥 PROMOTION LIMITÉE 💥‼️🎧 ÉCOUTEURS BLUETOOTH PRO 2 any paume 🍏  🎧   💰 Prix promotio...
03/06/2026

🔥 Offre spéciale – stock limité ! 🔥‼️💥 PROMOTION LIMITÉE 💥‼️

🎧 ÉCOUTEURS BLUETOOTH PRO 2 any paume 🍏 🎧

💰 Prix promotion : 35 000 Ar seulement !
🌈 Couleur disponible : Blanc

🎶 Profitez d’une qualité sonore claire et immersive pour écouter votre musique ou passer vos appels en toute tranquillité.

✨ Réduction de bruit pour une meilleure expérience d'écoute

🔋 Étui de recharge compact et pratique pour recharger vos écouteurs facilement

👆 Commande tactile pour contrôler la musique et les appels

✅ Embouts de différentes tailles (S, M, L) pour un confort parfait

📱 Compatible avec Android et iPhone
🔋 Autonomie longue durée pour accompagner vos journées

🚚 Livraison gratuite en centre ville
⚡ Quantité limitée – réservez le vôtre avant la rupture de stock !

📩 Contactez-nous en message privé pour réserver le vôtre !

EARPHONE 2ème GENERATION✨ Ankafizo ny kalitaon'ny feo miavaka amin'ny vidiny mirary!✅ ANC (Réduction de bruit active) ✅ ...
03/06/2026

EARPHONE 2ème GENERATION

✨ Ankafizo ny kalitaon'ny feo miavaka amin'ny vidiny mirary!

✅ ANC (Réduction de bruit active)
✅ Son clair sy puissant
✅ Bluetooth 5.3 connexion rapide
✅ Batterie maharitra hatramin'ny 30h
✅ Micro haute qualité ho an'ny appels clairs
✅ Résistant à la sueur sy ny rano
✅ Son stéréo immersif
✅ Confortable ary mora entina

📦 Inclus : 🔹 Câble Type-C
🔹 Caoutchouc de recharge (tailles différentes)

💰 Prix : 30 000 Ar
🚚 Livraison gratuite en centre-ville ⚡ Stock limité

📩 Commandez dès maintenant chez Digitale Zone MDG

Abonnéo ny page Digital Zone MDG

🔥 PROMO SPÉCIALE – STOCK LIMITÉ 🔥Tsy mila lafo vao mahazo qualité 😏🎧👉 TWS Pro 3🔊 Son mazava & basse profonde🔋 Autonomie ...
02/06/2026

🔥 PROMO SPÉCIALE – STOCK LIMITÉ 🔥
Tsy mila lafo vao mahazo qualité 😏🎧

👉 TWS Pro 3

🔊 Son mazava & basse profonde
🔋 Autonomie 6–7 h
📱 Compatible amin’ny téléphone rehetra
😌 Confortable & mora ampiasaina

💰 20 000Ar ihany
🚚 Livraison rapide

📦 Disponible couleur noir⚫ , blanc

👉 Mandefasa MP dieny izao 📩🔥

Abonnéo ny page E'Boum Shop

✨ MOP MICROFIBRE – Auto essorage & Rotation 360° ✨✅ Livraison gratuite raha Tanà centre ville 👉 Tsy mila miasa mafy ints...
26/05/2026

✨ MOP MICROFIBRE – Auto essorage & Rotation 360° ✨
✅ Livraison gratuite raha Tanà centre ville
👉 Tsy mila miasa mafy intsony: manadio haingana sy mahomby amin’ny gorodona rehetra!
💧 Auto essorage – tsy mandoto tanana
🔄 Rotation 360° – manadio zoro rehetra
💰 Vidiny: 27 000 Ar
Mp pour passer vos commandes 📩
🚫 Stock limité 🚫

12/05/2026

Hey�,
Ataonay gratuite foana anie oa ny livraison anareo raha Tanà centre ville e ��.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Digital Zone MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share