Chez joro niaina

Chez joro niaina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez joro niaina, Clothing Store, Tana, Antananarivo.

Ohabolana 16:3

Akanjo ,kiraro ,fitaovana kojakoja rehetra sy mora vidy
Vonona hanome fahafampo anareo mpanjifa tompoko

Antananarivo🚗
Manao livraison @ faritra🚗🚙
Tsy mandiso fanantenana ho Anao 🥰🙏
Tahiny tompo avokoa isika rehetra 🥰🙏

Rehefa mamerina amin’ny laoniny Andriamanitra dia tsy mamerina fotsiny izay very fa manova izany Izy. 💫Izay nikoriana to...
30/04/2026

Rehefa mamerina amin’ny laoniny Andriamanitra dia tsy mamerina fotsiny izay very fa manova izany Izy. 💫
Izay nikoriana toy ny fahabangana sy ny fanaintainana ary ny vavaka tsy voavaly dia ho lasa fijoroana ho vavolombelona hiboiboika toy ny loharano tsy mety ritra amin'ny fahasoavana ary ny fitahiana mihoa-pampana. 🙏
Toy ny rano tonga divay… 🍷
Andriamanitra dia manana fahefana hanova ny mahazatra ho tsy takatry ny saina,
ny simba ho zavatra mahafinaritra,
ary ny hadino ho lasa ankasitrahana. 💖
Misy vanim-potoana izay mahatsapa ho toy ny fatiantoka misesy ny fiainana… 😔
Tsy fahatanterahan'ny nofinofy,
varavarana mihidy,
fo torotoro. 💔
Fa Andriamanitra tsy mandanilany foana ireny fotoana ireny. ✨
Ao amin’ny fahanginana, any amin’ny toerana tsy hita, dia miasa Izy… Manomana… Mampitombo Izy. 🌱
Izay noheverinao fa farany...
No fiandohan'ny firotsahan'ny lehibe kokoa. 🌊
Tsy zavatra kely akory ny fampanantenany.
Ary tsy tara mihitsy ny Fotoanany. ⏳
📖 “Hoy Jehovah: Honerako zato heny izay very taminao”. ( Joela 2:25 ).
Ny isa fito dia tsy isa fotsiny…
Miresaka fahalavorariana tonga lafatra, zava-bita, fahafenoana, fahatanterahan’Andriamanitra izy io. 🔥
Midika izany fa tsy hisy ampahany ny famerenana anao amin'ny laoniny.
Ho feno izany.
Be dia be.
Mihoatra lavitra noho izay mety ho noeritreretinao. 💥
Ny ranomaso nalatsakao mangingina… 😭
hosoloina hafaliana tsy azo afenina. 😭➡️😊
Ny fahabangana nentinao…
ho feno fikasana mihoa-pampana. 🌈
Koa mahareta… 🤍
Mahatoky hatrany…
Matokia na dia tsy azonao aza…
Satria rehefa manome Andriamanitra...
Tsy mandrefy Izy… Mihoatra noho izay takatry ny saina, mihoam-pampana mibosesika manao tohy vakana tsy misy fahatamperany. 🌊✨
Ary izay mitranga eo amin'ny fiainanao dia tsy hamerina anao fotsiny ...
Hampahatsiahy anao izany fa niaraka taminao Izy… nandritra izany fotoana izany. 🕊️💖
💡 Izao no hafatro aminao ry havana malala rahalahy sy ranabavy ao amin'ny Tompo:
👉 Aza kivy amin'ny fotoan-tsarotra fa amin'izay Andriamanitra

Arrivage jupe fushia dispoLivraison à partir 3000 arMp
30/04/2026

Arrivage jupe fushia dispo
Livraison à partir 3000 ar
Mp

Ensemble short milay bé😍Afaka atao en coupléTaillé M,L,xLPrix 40000 ar Livraison à partir 3000 ar
29/04/2026

Ensemble short milay bé😍
Afaka atao en couplé
Taillé M,L,xL
Prix 40000 ar
Livraison à partir 3000 ar

Robe maxi style tena oe tsara ry reto a 😍Firy ny commandenaoPrix 35000 ar Livraison à partir 3000ar🙏🚗
29/04/2026

Robe maxi style tena oe tsara ry reto a 😍
Firy ny commandenao
Prix 35000 ar
Livraison à partir 3000ar🙏🚗

Arrivage Chemises lin, léopard,chemise rayre Prix 25000 ar Livraison à partir 3000 ar 🚗Mp😍
29/04/2026

Arrivage
Chemises lin, léopard,chemise rayre
Prix 25000 ar
Livraison à partir 3000 ar 🚗
Mp😍

✨Alefa mora bé👉Noir et vert ny couleur dispo✨JP EN COMMENTAIRE+ contact et lieuLivraison: TANÀ/PROVINCE 🚴🏼‍♂️📦
29/04/2026

✨Alefa mora bé

👉Noir et vert ny couleur dispo✨
JP EN COMMENTAIRE+ contact et lieu

Livraison: TANÀ/PROVINCE 🚴🏼‍♂️📦

Arrivage Ensemble + sacTaillle standars Manao livraison 🚗 Mp
29/04/2026

Arrivage Ensemble + sac
Taillle standars
Manao livraison 🚗
Mp

Arrivage chemise Taille M,L,xlIo ihn rayure tsika Livraison pour tout Madagascar 🚗🚗Mp ô
29/04/2026

Arrivage chemise
Taille M,L,xl
Io ihn rayure tsika
Livraison pour tout Madagascar 🚗🚗
Mp ô

Arrivage ensemble short anjaza tsika dispo2-8ansPrix 20000 ar Frais de livraison a partir 3000 ar Mandefa @ faritra rehe...
29/04/2026

Arrivage ensemble short anjaza tsika dispo
2-8ans
Prix 20000 ar
Frais de livraison a partir 3000 ar
Mandefa @ faritra rehetra🚗

Arrivage bomba bé  fa tena tsara 💓Ensemble short taille S M L xl Mp tompoko
29/04/2026

Arrivage bomba bé fa tena tsara 💓
Ensemble short
taille S M L xl
Mp tompoko

❤️Tena vrai cuir, semelle en caoutchou❤️👉Sous carton original, made usa👉Pointure 40 atram 44👉Manome prix ho an'ny revend...
28/04/2026

❤️Tena vrai cuir, semelle en caoutchou❤️

👉Sous carton original, made usa
👉Pointure 40 atram 44
👉Manome prix ho an'ny revendeur sy ho an'izay maka maro

🙏Mp pour commander

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez joro niaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category