Shop Toem-bolamena

Shop Toem-bolamena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop Toem-bolamena, Apparel & Clothing, Antananarivu.

✨Kely no niandohako fa lehibe indrindra no hiafarako✨

⭐⭐⭐ Misy Zay ilainao rehetra Fanaka ao atokatrano atram fitaovandakozia rehetra ....⭐⭐⭐

💝 Aza misalasala miditra mp raha misy mahalina tompoko fa raisina ampitiavana be ❤️❤️❤️❤️

📞 0382084508

Gang led 22000ar efa misy pile ao anatinyMisy andehibe,, misy an'ankizy0382084508livraison partout
24/06/2026

Gang led 22000ar
efa misy pile ao anatiny
Misy andehibe,, misy an'ankizy
0382084508
livraison partout

24/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Chantal Ralaimena, Mamy Hanitra Razafyharimalala, Fleur'ane Ravelomanantsoa, Theddy Koni's, Razafindrafara Elody Rado, Robie Ra'feno, Joy Zen, Sherminah Sylvestre, Dina Rarivoarison, Annaïs Vannah, Sera Mety, Laou MasterUnlock Gsm, Razafi Heri Angelot, Maman Piso Kely, Iandry Kely, Maman'i Tine, Kira Sha, AnDry Hiraina, Narison Luc, Laylah Mana

❌❌ Tsy mila misahirana be intsony mandraraka rano ,, tonga dia pompina dia midina ho azy ❌❌⭐⭐ Thermos a pompe ⭐⭐🌼 mitana...
23/06/2026

❌❌ Tsy mila misahirana be intsony mandraraka rano ,, tonga dia pompina dia midina ho azy ❌❌

⭐⭐ Thermos a pompe ⭐⭐
🌼 mitana hafanana tsara 🌼

✔️✔️ 78000ar ✔️✔️

❤️ 0382084508
,🏍️🏍️ livraison partout

❌❌❌ 45000 ar fotsiny ‼️ 🎤 MICRO KIDS SUPERSTAR 🎤🎶 Ho an’ny ankizy tia mihira sy manao show 🎧✨📱 Afaka asiana hira avy @ t...
23/06/2026

❌❌❌ 45000 ar fotsiny ‼️

🎤 MICRO KIDS SUPERSTAR 🎤
🎶 Ho an’ny ankizy tia mihira sy manao show 🎧✨
📱 Afaka asiana hira avy @ téléphone
💡 Misy jiro LED mirehadehatra be
↕️ Haavo réglable ho an’ny ankizy rehetra
🔋 Mandeha pile – tsy mandany courant
❌ 45000 ar prix ‼️

📞 0382084508
🚙🚙🚙 Manao livraison, Mandefa faritra

23/06/2026

Ialana tsiny dieny ety ampiadohana ny somary fahatarana kely zareo a,, iaraha mahala ny zavamis,,,
manesy mandefa cordonnier aveo

🥉🥉 80000ar 🥉🥉Vilany induction 4 série marque effeil FranceTena tsar be ty vilany ty matevina tsara,mora diovina Tsisy ta...
23/06/2026

🥉🥉 80000ar 🥉🥉Vilany induction 4 série marque effeil France
Tena tsar be ty vilany ty matevina tsara,mora diovina
Tsisy tantaraina be tsony fa mampiasa anazy enao de mahita ny hatsarany😚
Double ny vodiny

Prix mora be 80000ar ftsny
Contact 0382084508
Manao livraison zahay,mandefa any @ faritra

Tsy de betsaka izy ato fa araroty ah!!

💥 90000ar 💥 TSY MIFIDY LAMBA ANIE HOA ITY MACHINE A COUDRE 12 POINT ITY EE. SADY EN PROMOTION IZY ITY AN 💥💥 90000ar fots...
21/06/2026

💥 90000ar 💥 TSY MIFIDY LAMBA ANIE HOA ITY MACHINE A COUDRE 12 POINT ITY EE. SADY EN PROMOTION IZY ITY AN 💥

💥 90000ar fotsiny ,, 🚗🚗 livraison gratuite

💥 MACHINE à COUDRE (12 point)

✓ 12 point de couture : zig-zag, couture droite,et plusieurs motifs pour plus de créativité
✓Double vitesse :lente et rapide selon vos besoins (Low/Hight)
✓Tsy mifidy lamba akoatra ny hoditra
✓Mety hianarana manjaitra sy izay karazana zaitra Ilainao
✓Mandeha pile/courant
✓ Livré avec accessoires complet (sous carton)
✓Dimesion:27cm x 26cm x 12cm

MANAO LIVRAISON ARY MANDEFA ENTANA ANY AMINY FARITRA REHETRA
CONTACT:0382084508

🌼🌼 Arrivage manjabe 🌼🌼✔️ reto ndray ary ny karazana youpala atsika,, musical daoly reo an🛑 mafy sy matanjaka tsara⭐ soka...
20/06/2026

🌼🌼 Arrivage manjabe 🌼🌼

✔️ reto ndray ary ny karazana youpala atsika,, musical daoly reo an
🛑 mafy sy matanjaka tsara

⭐ sokafana ny sary dia efa misoratra ao ny prix

📞 0382084508
🚗🚗 livraison partout

❌❌❌ stock limité ❌❌❌

🌼🌼 650000ar 🌼🌼 MACHINE PRESSE CANNE À SUCRE MANUELLE🌾🌾MACHINE JUS FARY JUS FRAIS 100% NATURELFanaovako TADY koa io( tare...
19/06/2026

🌼🌼 650000ar 🌼🌼 MACHINE PRESSE CANNE À SUCRE MANUELLE🌾🌾
MACHINE JUS FARY
JUS FRAIS 100% NATUREL
Fanaovako TADY koa io( taretra sy ravina mananasy ary vatan'akondro ny ahy presseko amin'io akako TADY ireny TADY AMIDINAY apesainay ireny🧠🧠🧠

👉🏻Matière :inoxydable matevina Tsara tsy mety arafesina (vert)
👉🏻misy sécurité
👉🏻tamis plastic
👉🏻poids :32kg

650000ar tsy miady varotra❤️

📞 0382084508

Address

Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Toem-bolamena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share