14/05/2026
Online boutique ❤️
🎁✨ LALAO FIFANINANANA ✨🎁
Andramo ny vintanao hahazoana cadeau surprise mifanaraka amin’ny taille fanaonao 😍👗
✅ Fepetra arahana amin’ny lalao :
1️⃣ Tsy maintsy manaraka ny pejy Online boutique sy Omenkaja Ary NekyShop
2️⃣ Maka capture d’écran mampiseho fa manaraka ireo pejy 📸
3️⃣ Manorata commentaire :
• ny taille XS , S, M, L, XL..👗
• izay tianao ho azo : robe, jupe, crop top na pantalon 😍
4️⃣ Asao koa ny olona hafa hanaraka pejy sy hilalao 💖 mentionnéo ❤️
🍀 Arakaraka ny commentaires anao no mampitombo ny vintana hahazoanao loka !
📅 Hifarana ny lalao : 22 Mai 2026
🎀 Hisy mpandresy iray hahazo cadeau surprise mifanaraka amin’ny taille-ny ✨