19/07/2025
🙏 Tsy ho foana ny fanantenana
Raha mbola mitoetra ny fiainana, dia mbola misy ny fanantenana.
Ny fanafintohina sy ny fitsapana tsy fahafoizan’Andriamanitra antsika,
fa fanomanana ho amin’ny asa lehibe sy fitahiana tsy hay lazaina.
🕊️ Matokia Azy:
Na dia tsy azonao aza ny zava-mitranga ankehitriny,
Andriamanitra tsy diso lalana.
Ny lalany indraindray dia mampahory,
fa tonga amin'ny fahasoavana tsy manam-petra.
❤️ “Misaora amin’ny zavatra rehetra, fa izany no sitrapon’Andriamanitra ho anareo ao amin’i Kristy Jesosy.”
— I Tesaloniana 5:18