IRAY by Harim

IRAY by Harim IRAY – L'Art de créer l'unique
Manandratra ny Vita Malagasy 🇲🇬
*Prêt-à-Porter
*Haute Couture sur Mesure
*Ameublement d'intérieur
*Personnalisation

Chacun a sa façon de percevoir le monde tout en étant unique. C'est pourquoi on a créé : Iray. Nous visons surtout à embellir la vie des malgaches dans diverses circonstances en tenues vestimentaires. Du travail à la façon italienne avec la styliste Harim mais qui rénove et innove la création. Iray Antanimena en face de l'Ekar

Hoodie 🏁⚡🏎️ Hoento Mlam ny Vaika 🚗⚡🏁              Mibika / Manentana / KalitaoAto @ Botika IRAY by Harim Antanimena ihan...
19/08/2026

Hoodie 🏁⚡🏎️ Hoento Mlam ny Vaika 🚗⚡🏁
Mibika / Manentana / Kalitao
Ato @ Botika IRAY by Harim Antanimena ihany no ahitànao azy ary mandefa manerana ny Nosy 🇲🇬

T-Shirt 🌞 Nosy IRAY Madagasikara 🌴  🕶️ Miloko Volontsôkôlà 🍫  🕶️ Lamba Kalitao 220g   🕶️ Didy Mahazatra  🕶️ 50K Ar 🫦🌊 Az...
19/08/2026

T-Shirt 🌞 Nosy IRAY Madagasikara 🌴
🕶️ Miloko Volontsôkôlà 🍫
🕶️ Lamba Kalitao 220g
🕶️ Didy Mahazatra
🕶️ 50K Ar 🫦
🌊 Azonao jifaina ato @ botika IRAY by Harim Antanimena 🥥

AkanjoBà Collector mahaleo by IRAY 🇲🇬  🚂 🚂 Oooa oaaÀ Ndeha hoaiza Floara 💨💨💣Fandrio dieny izao ny anao ka isaky ny Zoma ...
17/08/2026

AkanjoBà Collector mahaleo by IRAY 🇲🇬
🚂 🚂 Oooa oaaÀ Ndeha hoaiza Floara 💨💨

💣Fandrio dieny izao ny anao ka isaky ny Zoma isika no misitraka izany 💥

Sady voninahitra no misaotra ny tarika MAHALEO 👏 mahatoky anay ary manasa anao handray anjara 👌

Vita Malagasy 🇲🇬Blouson denim délavé Trucker IRAY 🪽by Harim 👌
17/08/2026

Vita Malagasy 🇲🇬
Blouson denim délavé Trucker IRAY 🪽
by Harim 👌

Salamo 111:10 ✨Ary ianao, inona ny toko sy andininy mety aminao?Na tena zay tianao atao aminy na ilay akanjo na ny didin...
15/08/2026

Salamo 111:10 ✨

Ary ianao, inona ny toko sy andininy mety aminao?

Na tena zay tianao atao aminy na ilay akanjo na ny didiny na ny soratra 🔥
Amboary koa ny akanjonao ato amin' IRAY by Harim Antanimena 🪽

📸 Rianja 🦸🤘

15/08/2026

❗❗❗❗🫦❗❗❗❗ANTANIMENA

IRAY – L'Art de créer l'unique
Manandratra ny Vita Malagasy 🇲🇬
*Prêt-à-Porter
*Haute Couture sur Mesure
*Ameublement d'intérieur
*Personnalisation

IRAY. 🪽DUSTY PINK MOLLETON TEE 🫦Oversize / Heavy / Premium ❗For Only 60k Ar 💥
14/08/2026

IRAY. 🪽
DUSTY PINK MOLLETON TEE 🫦
Oversize / Heavy / Premium ❗
For Only 60k Ar 💥

🥇Tanjona IRAY, dia ny ho Tompondàka lesy 🏆Vokatra indray ny Tishaka🇲🇬 IRAY MDG Orijinaly 🇲🇬     ✨ Oversized Fit ✨ Coton ...
13/08/2026

🥇Tanjona IRAY, dia ny ho Tompondàka lesy 🏆

Vokatra indray ny Tishaka🇲🇬 IRAY MDG Orijinaly 🇲🇬
✨ Oversized Fit ✨ Coton 220g ✨ 55k Ar
Azonao jifaina ato IRAY Antanimena ary manerana an'i Madagasikara

📸 Mankasitraka🥇🥇🥇A'ranty Rasetry 🏆🏆🏆🏀

☀️ T-Shirt 🏖️ TongaSOA eto D**O 🌴 Mety tsara @ izao fialantsasatra izao 🌊 @ ilay kalitao efa hainao 👌🇲🇬 Ato IRAY by Hari...
12/08/2026

☀️ T-Shirt 🏖️ TongaSOA eto D**O 🌴
Mety tsara @ izao fialantsasatra izao 🌊 @ ilay kalitao efa hainao 👌
🇲🇬 Ato IRAY by Harim Antanimena ihany no ahitànao azy @ vidiny 40k Ar 🇲🇬
📸 Mathieu Jordan🤘🦸

Mankasitraka Sphynx 😎 avy eny ambony rano 🌊 eny miondana IRAY foana 👌🇲🇬
11/08/2026

Mankasitraka Sphynx 😎 avy eny ambony rano 🌊 eny miondana IRAY foana 👌🇲🇬

Address

Iray IVR 17
Antanimena
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 14:30
Tuesday 09:00 - 17:30
Wednesday 09:00 - 17:30
Thursday 09:00 - 17:30
Friday 09:00 - 17:30
Saturday 09:00 - 17:30

Telephone

+261347107667

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IRAY by Harim posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to IRAY by Harim:

Shortcuts

Share