Filozôfiako

Filozôfiako Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Filozôfiako, Antsirabe.

TSY MISY NY FIAINANA AORIAN'NY FAHAFATESANA !Eny, namaky tsara ianao, tsy misy ny fiainana aorian'ny fahafatesana.Izao f...
27/05/2026

TSY MISY NY FIAINANA AORIAN'NY FAHAFATESANA !
Eny, namaky tsara ianao, tsy misy ny fiainana aorian'ny fahafatesana.

Izao fiainana izao ihany no anananao, tsy misy Paradisa miandry anao izany aorian'izao fiainana izao.

Ny hevitra momba ny Paradisa sy ny afobe dia fitaovana noforonin'ny sain'olombelona mba hahafahany miatrika ny herisetran'ny fahafatesana, sy mba tsy hiatrehana ny fahoriana vokatry ny tsinontsinona aorian'ny fiainana.

Ny olombelona mantsy no biby mampinono tokana mahafantatra fa ho faty izy, ary izany fahalalana izany dia miteraka tebiteby, tebiteby lalina momba ny fisiana.

Nandritra ny anarivony taona, tantara iray ihany no averimberin'ny zanak'olombelona: "Tsy ho faty tanteraka ianao."

Manova ny anarana, ny haingon-tsehatra ary ny mpilalao ireo fivavahana, saingy ny tantara dia mbola mitovy ihany: aorian'ny fahafatesana, misy olona mbola manohy miaina any ho any.

Ny fivavahana monoteista (mino Andriamanitra tokana) dia miresaka momba ny paradisa, ny afobe ary ny fitsarana farany.
Ny fivavahana politeista sasany (mino andriamanitra maro) dia miresaka momba ny fahatongavana ho nofo indray (réincarnation).
Ny animisma kosa dia miresaka momba ny fanahin'ny razana.
Ireo firehana ezoterika kosa dia miresaka momba ny tontolo ara-panahy (plans astraux), hery (énergies) ary fihovotrovotra ara-panahy (vibrations spirituelles).

Ny kolontsaina tsirairay dia mamorona ny sarimihetsiny manokana momba ny "aorian'izao".

Ary izany indrindra no manimba ny fahamarinany.

Ny Kristianina dia manamafy fa i Jesoa no lalàn'ny famonjena.
Ny Silamo dia manamafy fa ny Islam no hany lalana marina.
Ny Hindoa dia miresaka momba ny karma sy ny fahaterahana indray.
Ny Animista dia miresaka momba ny fanahin'ny razana.
Ny Ezoterista dia miresaka momba ny fisondrotana ara-panahy.

Tsy afaka ny ho marina miaraka daholo izy ireo amin'ny fotoana iray.

Mifanalavitra sy mifanohitra tanteraka ireo fomba fijery momba

Andriamatoa Gascar ity anie noheveriko fa intelligent be e!
21/04/2026

Andriamatoa Gascar ity anie noheveriko fa intelligent be e!

Lasa kolotsaina mihintsy ity mamoaka probleme de couple anaty réseaux sociaux ity. Ça ne réglera pas l'affaire, on s'en ...
04/01/2026

Lasa kolotsaina mihintsy ity mamoaka probleme de couple anaty réseaux sociaux ity. Ça ne réglera pas l'affaire, on s'en fout de vos "pinpin" . Lasa influence ratsy hoan'ny fiarahamonina.
(sary tsy misy hidirany: gana ritra tamin'ny fety)

24/12/2025

Izaho tompoko tsy hanampy ara-bola mpitondra fivavahana izany nohon'ny vavaka ataony ho ahy. Mila mivavaka izy azahoany vola.

23/12/2025

Fa nareo mpanao vente en ligne oa otran'ny masika be zany e!

18/12/2025

Tsy misy tompoko ny kisendrasendra

09/10/2025

Address

Antsirabe
100

Telephone

+261349307022

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Filozôfiako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share