24/01/2023
πͺ Tia hihinana biscuit ve ianao?
πͺ Tia hizara hamamiana miaraka amin'ny namana sy fianakaviana?
πͺ Alefaso ary ny Commande fa vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anao izahay.
πͺVidiny : 20 000 Ariary /Kg
πͺ Mandefa 500g, sy 250g ihany koa.
πͺ Manao livraison gratuit eto Antsirabe I.
Mandefa MP avy hatrany.
Contact: 034 31 953 13
j'aime ny pejy Biscuit'tsik