Peta'Kofehy

Peta'Kofehy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Peta'Kofehy, Design & Fashion, Antsirabe.

08/04/2025

Ataovy ao antsaina isan'andro fa misy ANDRIAMANITRA tia ànao be 🤍

Ann cchhoo euh 🥺Manja kely lay jupe soga brodé 💐🫶Mety fona na hoan'ny madame na tanora😍Sady efa natao ho aminy vidiny mo...
20/02/2025

Ann cchhoo euh 🥺

Manja kely lay jupe soga brodé 💐🫶

Mety fona na hoan'ny madame na tanora😍
Sady efa natao ho aminy vidiny mora 🫠

Afaka ho entina mivavaka na makeny 😉
Fa alohany zany aloha àza adino n'y mi 'abonné n'y page 😆

T-shirt soga brodé  (varim bazaha) 🥹🌸🌾
16/02/2025

T-shirt soga brodé (varim bazaha) 🥹🌸🌾

15/02/2025

Hey 🥹

Ôdio ooooo.... Misy mpanao lakozia veuh ato  ato?Zany ndray ary n'y   de cuisine euh 🤗👩‍🍳❤️Àza adino fa afaka manao sur ...
09/02/2025

Ôdio ooooo.... Misy mpanao lakozia veuh ato ato?

Zany ndray ary n'y de cuisine euh 🤗👩‍🍳❤️
Àza adino fa afaka manao sur commande tsika anh 💗

08/02/2025

misy olona tia ahy!

Ankizy iza moa, indray andro, no tsy nikiaka toy izany, noho n'y hatezerana na n'y hasosorana! Vetivety foana n'y zaza very fanantenana toy izany dia saika mahita mandrak ariva sandry mampionona azy. 🤗
Fa raha olon dehibe kosa no manjary mamoy fo 💔satria hoe tsy misy tia azy, iza no hahay hamerina n'y fitokiany s'y hikasika n'y fony???

Anio dia tsy hiambahamba izahay milaza aminao hoe :tia ànao ANDRIAMANITRA!💟 Raha mi hevitra ianao fa irery eto amin Izao tontolo Izao sady tsy mahaliana an iza na iza, dia àza diso hevitra toy izany 👤. Tsy ANDRIAMANITRA no napa kevitra hamorona ànao, indray andro ! Satria izy teh hampahita ànao n'y fahagagana rehetra nataony s'y n'y drafitra nomaniny haha sambatra ànao. Tsy ahazoana tombony ve n'y manaiky n'y fitiavany?

Tena marina fa tia ànao ANDRIAMANITRA ❤️. Tia ànao izy satria fantany fa tsy afaka ho tafa voaka irery ianao, hitany fa tsy sambatra ianao sady tsy afa po 😌, ary tsy matoky tena araka izay he vérinao akoury. Tia ànao izy, amin Izao maha ianao ànao Izao, ary tsy Mike dry tombotsoa mihintsy, Tia ànao toy n'y fitiavany antsika tsirairay 💗

Ahoana no ahafantarana fa tia antsika ANDRIAMANITRA?
Satria noporofoiny izany 🤷‍♀️ ! Natolony ho sorona n'y Zanany, ni solo toerana antsika, ka Maty nohomboana teo ➕, tahaka olo meloka. Ankehitriny isika dia afaka mahita an ANDRIAMANITRA, miresaka aminy, mihaino azy, ary tsy ho ela dia ho eo akaikiny. Tsy manam petra n'y fitiavany, ary maharitra mandrak izay.

Averiko foana... Eny tia ànao ANDRIAMANITRA 🙏❤️. Anjaranao indray Izao n'y miteny aminy hoe :"Misaotra noho n'y fitiavanao, izaho koa tia ànao."❤️
Ary porofoy aminy fa marina izany, amin n'y fametrahanao aminy n'y fiainanao manontolo! 🤗💟

1er  collection... 💗Drawstring bag En crochet 😍🤗
06/02/2025

1er collection... 💗

Drawstring bag En crochet 😍🤗

Address

Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Peta'Kofehy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share