16/03/2026
Mbola tsara antsohihy tia raha manjary, tia raha matsiro !!!! 🤩
Tonga eto ny HENA BEEEE anome tsiron-draha vaovao anareo !!!! 😏
Izahay dia mivarotra charcuterie🍖, fromage 🧀 sy tsaky hafa 🥗, izay ho itanao ao @ menu
Olo jiaby mahazo fahafan-po, misy ny halal, misy ny pur porc, tsy mitambatra izy ireo 😌
Ho avy tsy ho ela ny dégustation böjo, fa arao tsy tapaka ny page ntsika 🤭
Hoany izay efa i commande, dia afaka miantso 034 07 053 25 / 034 72 372 13 na mandefa message @ ilay page, livraison böjo izy koa mbola @ tanana ny antsohihy
Tsidio ary ny menu, dia miandry ny commande nareo izahay 😉😉