11/06/2026
🎉 JEUX CONCOURS SPÉCIAL ABONNÉS 🎉
Te hahazo Montre ⌚ + Casquette Snapback 🧢 + Porte-clé 🎁 ve ianao?
Raha handray anjara dia:
✅ Mi-abonné ny page
✅ Mi-inviter namana 10 farafahakeliny hi-abonné ny page
✅ Mi-partager ity publication ity in-3 amin'ny mode public
✅ Mametraha commentaire hoe "VITA" eo ambanin'ity publication ity
✅ Mentionnéo ny namanao hanao réaction amin'ny commentaire-nao
🏆 Izay commentaire mahazo réaction betsaka indrindra no ho mpandresy ary hahazo:
🎁 Montre 🎁 Casquette Snapback 🎁 Porte-clé
⚠️ Hojerena sy hohamarinina ny:
Isan'ny namana nasaina (invitation)
Isan'ny partage natao
Ny maha-public ny partage
⏳ Daty famaranana Ilay jeux Ary fisarihana hoan'izay nandresy : Lundi 22 juin 2026
🔥 Koa aza miandry fa manomboka manasa namana sy mizara dieny izao!
🍀 Mirary soa ho an'ny rehetra! 🍀