Niaiko Gadget

Niaiko Gadget Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Niaiko Gadget, Fianarantsoa.

04/06/2026

Sarotra aminao ve ny mijery olana na zavatra aminy toerana tery sy lalina? Aza maminavina intsony fa jereo mivantana ny olana amin'alalan'ity
CAMÉRA ENDOSCOPE (USB sy Type C) no vahaolana!

Prix 40.000ar eny hoy aho 40.000ar
📞 038 11 165 98

Mora ampiasaina: Ampifandraina amin'ny finday na ordinateur dia hitanao mivantana ireo toerana tsy tratran'ny maso.
✅ Mety amin'ny fanaraha-maso motera fiara sy moto
✅ Fikarohana olana amin'ny fantson-drano
✅ Fanamarinana tariby sy fitaovana elektrika
✅ Fijerena lavaka sy toerana tery sarotra idirana
✅ Misy jiro LED hanazava tsara ny toerana jerena
✅ Tsy matahotra rano
✅ Sary mazava be, tsy mandany fotoana sy vola amin'ny fikarohana olana
🔥 Vidio izao fa tena ilaina ho an'ny mécanicien, plombier, électricien ary ny tokantrano rehetra mintsy eh!

🛵 Livraison partout à Madagascar
‼️Sao varina dia tara an!

27/05/2026

Veloma ny fofona ratsy ao anaty toilette ! 🚽Bey bey tâches Bey bey tartes 🌸

Gel Toilette Nettoyant & désodorisant
Prix 2pcs 15 000 ar, 4pcs 25 000 ar
📞 038 11 165 98

✅ Manala fofona ratsy sady manadio
✅ Mamelombelona ny toilette
✅ Misy parfum mahafinaritra
✅ Mora ampiasaina
✅ Maharitra ela no sady manala tâches sy tarte

Livraison rapide

🔥 LIQUIDATION SPÉCIALE 🔥 🌸 AIR FRESHENER – Parfum Maison 🌸Te hanana toerana hanitra sy mahafinaritra ve ianao? AIR FRESH...
26/05/2026

🔥 LIQUIDATION SPÉCIALE 🔥
🌸 AIR FRESHENER – Parfum Maison 🌸
Te hanana toerana hanitra sy mahafinaritra ve ianao?

AIR FRESHENER no vahaolana mety aminao !
✔️ Manala fofona ratsy avy hatrany
✔️ Mampahazo rivotra madio sy fresh
✔️ Maharitra ny hanitra
✔️ Manome ambiance mahafinaritra ao an-trano sy anaty voiture
✔️ Mora ampiasaina

Parfum disponible :🌹 Rose, 🤍 Jasmin, 🌊 Ocean, 🍋 Lemon, 💜 Lavender

✅ Natao ho an'ny :🏠 Trano, 🚗 Voiture, 🚽 Toilette, 🛏 Chambre, 🏢 Bureau sy toerana rehetra mila hanitra tsara

📞 038 11 165 98
💰 17.000Ar monja, mividy 2isa = 30.000Ar
🛵 Manao livraison
⚠️ Stock tena vitsy ka aza tara

07/05/2026

Euh! Tianao ho manitra sy mamerovero faona ve ny toerana misy anao? Sa tianao hiala ny fofona ratsy ao an-trano?

Mampiasa 🌸 PARFUM MAISON 6en1🌸
💨 Manala fofona ratsy
🌿 Mampahafinaritra ny rivotra
⏱️ Miasa avy hatrany sady mora ampiasana
💖 Hanitra maharitra ela, madio ary mamelombelona

✅ Azo ampiasaina amin’ny : Chambre, Fiara, Toilette, Bureau, Salon, Magasin, Cuisine, Hôtel sy toerana rehetra mila hanitra madio
🌹Parfum maro isafidianana

Capacité: 360ml be izao
💰 Prix : 20.000Ar seulement, misy prix de gros koa an!
📞 038 11 165 98
📦 Stock tena vitsy fa ataovy zao ny commande!

🛵 Livraison partout à Madagascar
Faniry Justine Niaiko Gadget

02/05/2026

Eh! Aza miandry intsony, diovy amin'ny fomba pro izay zavatra sarotra diovina!
🔥 FOAM CLEANER – Fanadiovana haingana sy mahery! 🔥

✨ Manala loto mafy sy menaka
✨ Mampiverina ho madio sy mamirapiratra
✨ Mety amin’ny fitaovan-dakozy, fiara, tapis, sy maro hafa
✨ Mora ampiasaina sady efficace

🚀 Vokatra hita avy hatrany!
💥 Tsy mandany fotoana, tsy mandreraka

📞 038 11 165 98
💰 Prix promotion 20.000ar, Stock limité !

🛵 Livraison rapide

02/05/2026

🔥 FOAM CLEANER – Fanadiovana haingana sy mahery! 🔥

✨ Manala loto mafy sy menaka
✨ Mampiverina ho madio sy mamirapiratra
✨ Mety amin’ny fitaovan-dakozy, fiara, tapis, sy maro hafa
✨ Mora ampiasaina sady efficace

🚀 Vokatra hita avy hatrany!
💥 Tsy mandany fotoana, tsy mandreraka

📞 038 11 165 98
💰 Prix promotion 20.000ar, Stock limité !

👉 Aza miandry intsony, diovy amin’ny fomba pro ny zavatrao!

🛵 Livraison rapide

🏡✨ AIR FRESHENER – PARFUM MAISON 6en1 ✨🏡⚡ Stock tena vitsy dia vitsy📞038 11 165 98Ataovy manitra sy madio mandrakariva n...
29/04/2026

🏡✨ AIR FRESHENER – PARFUM MAISON 6en1 ✨🏡

⚡ Stock tena vitsy dia vitsy
📞038 11 165 98

Ataovy manitra sy madio mandrakariva ny tranonao!

✔️ Manala fofona ratsy ao an-trano
✔️ Manome rivotra madio sy mahafinaritra
✔️ Famafazana malefaka sy mangina
✔️ Miasa ao anatin’ny segondra vitsy
✔️ Hanitra mahafinaritra
✔️ Hanitra maharitra ela

🌸 Mety amin’ny:
• Salon
• Chambre
• Bureau
• Fiara
• Misy parfum maro hisafidianana

💰 Prix 20.000ar
📩 Commande en message privé
🛵 Livraison partout à Madagascar

Tandremo sao tara an!


12/04/2026

🔥 BRIQUET ÉLECTRIQUE RECHARGABLE 🔥

Prix 25.000ar avec livraison gratuite
📞 038 11 165 98
Stock limité très limité

✅ Allume-gaz électrique nouvelle génération: flexible à 360°
✅ Flamme électrique: on peut allumer en plein vent
✅ Recharge avec câble USB: fini les Recharge gaz ou pile, on pouvez plus de 300fois à près le charge
✅ Indicateur LED: ne tombe jamais à court d'énergie
✅ Facile à utiliser
✅ Trois couleurs au choix : Gris ou Noir ou Bleu

🛵 Livraison gratuite




01/04/2026

PORTE PASSEPORT
Jereo angeha fa mampite ho any andafy e!

✅ Qualité supérieure sady mafy
✅ Sady tendance no lamaody manjakely
✅ Natao hi-securisena passe port
✅ Misy fitoerana carte bancaire sy CIN
➡️ Tena hoe sady stylé no sécurisé
Afaka atao Cadeau sady samy mahazo ny ajarany daholo na lahy na vavy

Couleur disponible ao aminy commentaires
Nb: Tsy manao personnalisation fa efa misy sasany misy soratra ao aminy coms👇

Prix 20.000ar na 100.000ar FMG
📞 038 11 165 98

Manao livraison sy mandefa any aminy faritra



12/03/2026

🔴 NETTOYAGE FRORAL POUR TOILETTE 🔴

Prix promotion: 15.000ar
Quantité :500 ml
📞 038 11 165 98

✅ Anti bacterie
✅ Manadio ilay tâche mangana @ toilette
✅ Manome fofona tsara ao @ toilette
✅ Très efficace tena hoe mangirana

🛵 Manao livraison
✈️ Mandefa any aminy faritra




Address

Fianarantsoa

Telephone

+261344011108

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Niaiko Gadget posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share