13/05/2026
“Mankasitraka sahady izay natoky ny service BCF by MN🥰
Efa ela no nitady olona azo antoka hanafatra entana avy any Chine ve ianao? Tonga soa ny entana, voakarakara tsara sady tsy nisy simba.
Ny tena tsara dia mora ny mifandray aminay ,ary hazavainy tsara ny dingana rehetra ❤️
Ankehitriny dia aza tsy misalasala intsony ianao raha te hanafatra izay ilaina rehetra: akanjo, chaussures, accessoires, matériel, na entana ho an’ny commerce aza 🤝
Raha misy zavatra ilainao avy any Chine dia afaka jifaina daholo. Service tena matoky sy mahafa-po 💯”