Toge Fisaorana

Toge Fisaorana 👩‍🎓 Mpanjaitra toge complets = toge, toque, echarpe de graduation amin'ny sarany mirary dia mirary eto Toamasina sy ny manodidina.

Efa za-draharaha ary efa maro ireo ecole miara-miasa.

Ny adiresinay no miova fa ny service ataonay mbola tsy miova.Efa afaka mandray ny commande-nareo izahay fa aza misalasal...
13/03/2026

Ny adiresinay no miova fa ny service ataonay mbola tsy miova.
Efa afaka mandray ny commande-nareo izahay fa aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina Mp.

Contact: 0384716982
Facebook : Toge Fisaorana

Magnano mbola tsara antsika jiaby e!Ho antsika eto Toamasina sy ny manodidina, aza misahirana intsony mitady mpanjaitra ...
10/02/2026

Magnano mbola tsara antsika jiaby e!

Ho antsika eto Toamasina sy ny manodidina, aza misahirana intsony mitady mpanjaitra toge fa afaka manampy anareo izahay eto amin'ny Toge Fisaorana.

Toge complet = Toge + Toque + Echarpe mandray vita amin'ny vidiny mirary.

Maro ihany koa ianareo any amin'ny faritra na ny avy eto an-toerana no tsy manam-potoana handalovana aty aminay hirefy dia azonareo atao tsara ny manao commande en ligne ato aminay,
Marihana fa efa maro ireo commande en ligne efa noraisinay teto amin'ny Toge Fisaorana toy ny tany : Fenerive-Est, Mananara-Nord, Maroantsetra, Toamasina centre-ville....

Entoana dia maneho fankasitrahana hatrany ho an'ireo école maro samihafa efa nanjifa tato aminay.

Koa aza misalasala ary miantso na mandefa hafatra miafina ao amin'ny pejy.

Lieu: Mangarano 2 ampitan'ny Happyness school ambadika Barika V
Contacts: 034 55 985 81 na 038 47 169 82
Page Facebook: Toge fisaorana

23/01/2026

Tsy misokatra ny atelier rahampitso 24 Janvier 2026.

Send a message to learn more

TOGE UNIVERSITAIRE HISTORIQUELa toge universitaire, ou robe universitaire, est un vêtement officiel qui représente les p...
19/01/2026

TOGE UNIVERSITAIRE HISTORIQUE
La toge universitaire, ou robe universitaire, est un vêtement officiel qui représente les personnels enseignants et administratifs des universités en France. Sa forme et son style varient selon le grade universitaire ou la fonction académique de celui qui la porte. La robe universitaire a évolué au fil des siècles, avec des influences de l'Antiquité et de l'Église, et a été généralisée par Napoléon. Elle est portée lors de cérémonies officielles, comme la remise de diplômes, et est un symbole de distinction et de respect dans le monde académique.

19/01/2026

Bon lundi.....

05/11/2025
Manao toque personnalise ihany koa izahay. Contacts: 0345598581Lieu: Toamasina Mangarano ampitan'ny Happiness school.Fac...
01/11/2025

Manao toque personnalise ihany koa izahay.

Contacts: 0345598581
Lieu: Toamasina Mangarano ampitan'ny Happiness school.
Facebook : Toge Fisaorana

Aza matahotra fa raisinay hatrany izay commande-nareo na firy na firy. Apetraho mialoha fotsiny ny Date 👩‍🎓. Contacts: 0...
01/11/2025

Aza matahotra fa raisinay hatrany izay commande-nareo na firy na firy.
Apetraho mialoha fotsiny ny Date 👩‍🎓.

Contacts: 0345598581
Lieu: Toamasina Mangarano ampitan'ny Happiness school.
Facebook : Toge Fisaorana

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toge Fisaorana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share