Maiva Fashion

Maiva Fashion Vente en gros et en détails

👍Tonga ndray lay vilia volamena ry reto an 🥰👍Ty lay vilia mampimpody vady misintaka ♥️♥️Hanontania zay mety aminao havak...
24/10/2025

👍Tonga ndray lay vilia volamena ry reto an 🥰
👍Ty lay vilia mampimpody vady misintaka ♥️♥️
Hanontania zay mety aminao havako aby ai
Livraison partout Madagascar

29/05/2025
29/05/2025
29/05/2025
03/03/2025
03/03/2025
03/03/2025
17/09/2024

Aza diso tsotra loatra amin'ny fiainana.

Ohatrizao ny fiainanao raha tsotra loatra
Araraotin'olona ianao
Tsy hajain'olona ianao raha diso mitsiky sy sariaka loatra
Ataon'olona fa olona mevan-doha ianao raha toa ka zatra manampy olona loatra satria lazainy fa adidinao aminy izany.

Sarotra aminao anefa ny miala izay raha toa ka efa izay mihitsy no nahazatra anao fa zao : miezaha mba miova kely manomboka androany fa lasa hararaotin'olona amin'izay foana ianao raha tsy miova.

Miezaha mba masiaka kely na dia tsy toetranao aza izany
Miezaha mba mody ratsy fanahy kely na dia tsy zatra anao aza izany.
Miezaha mba mandà kely rehefa misy olona mangataka na dia tsy fombanao.
Miezaha mba mody tezitra koa indraindray na dia tsy mahazatra anao.
Tonga dia ampafantaro aminy endrikao sy fihetsikao fa tsy tianao ny zavatra nataony fa tsy kobonina fotsiny ao.

Tsy ratsy ny manao ny tsara fa amin'ny fiainana dia ilaina ny mba manao tsara ny tenanao fa tsy hanao tsara ny olona foana. Satria misy olona anaovanao tsara indray no mety tsy hanaja anao nohon'ny fahatsoranao ary rehefa ianao tsotra dia mieritreritra izy fa tsy afaka hanao inona na inona ianao ka arararaotiny amin'izay

Address

Fort Dauphin
Fort-Dauphin
614

Telephone

+261347021831

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maiva Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Maiva Fashion:

Share