Textile Confexsel Junior

Textile Confexsel Junior La confection et La personnalisation sur mesure des vêtements de tout genre

23/02/2026

Misokatra ho an'ny vahoakan'ny Tolagnaro sy ny manodidina nanomboka ny volana Janoary 2026 ny Orinasa mpamokatra lamba isan-karazany antsoina hoe: "Textile Confexsel Junior" etsy Ampamakiambato ao amin'ny Villa Fitahiana riana voalohany. Orinasa manao ny asa rehetra mahakasika ny lamba sy ny zaitra ary ny fanontam-pirinty na ireny antsoina hoe" serigraphie ou DTF " ireny.

Maro ny modely azo isafidianana ato amin'ity orinasa ity izay hanasana ny orinasa rehetra eto an-toerana, ny fikambanana tsy ankanavaka, ny olo-tsotra indrindra amin'izao ankatoky ny fetin'ny 08 Martsa izao izay hanasana ny fikambanam-behivavy rehetra hanatona ity toeram-pamokarana fanamiana ity ary hanomezana azy ireo fihenam-bidy goavana amin'izao fankalazana ny fetin'ny vehivavy izao.

"La confection et la personnalisation sur mesure des vêtements de tout genre"

☎️ +261 34 12 506 58 - +261 33 12 506 58
📧 [email protected]

Address

Ampamakiambato, Villa Fitahiana
Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Textile Confexsel Junior posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share