Nah's INFO

Nah's INFO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nah's INFO, Apparel & Clothing, IMERINTSIATOSIKA, Imerintsiatosika.

❓ Nahoana ny olona mahay sy mahafehy Excel no ifaninanana sy ifampitadiavina amin’izao fotoana izao ?Satria Excel dia fo...
24/02/2026

❓ Nahoana ny olona mahay sy mahafehy Excel no ifaninanana sy ifampitadiavina amin’izao fotoana izao ?
Satria Excel dia fototry ny asa birao rehetra 👇
📊 fanaovana calcul sy budget
📈 fanadihadiana sy traitement de données
📋 rapport professionnel haingana sy marina
⏱️ fitsitsiana fotoana sy fahombiazana amin’ny asa
✨ Raha te-hahazo asa, hiakatra grade, na hanatsara ny fahaizanao informatika ianao, dia Excel no dingana voalohany tsy azo ialàna.
👉 Ao amin’ny Nah's info, mampianatra Excel tsikelikely, azo ampiharina avy hatrany, na ho an’ny débutant na efa manana fototra.
📩 Message privé raha liana
🔁 Partageo mba hanampiana ny namana
👍 Araho ny page hahazoana formation mahasoa

19/02/2026

Formation Informatique Débutants
💻 Word – Excel – PowerPoint
🎓 Simple | Pratique | Certificat inclus
📩 Messagez-nous maintenant
👉 Suivez Nah’s Info

💻 Te hianatra informatique ve ianao fa mbola débutant ?👉 Nah’s Info dia manolotra formation informatique de base sy bure...
19/02/2026

💻 Te hianatra informatique ve ianao fa mbola débutant ?
👉 Nah’s Info dia manolotra formation informatique de base sy bureautique
✔ Word
✔ Excel
✔ PowerPoint
✔ Utilisation ordinateur
🎓 Formation simple, pratique ary mora azo
👨‍🎓 Ho an’ny étudiants, débutants et chercheurs d’emploi
📩 Envoyez-nous un message maintenant
📌 Places limitées – Inscription ouverte

Address

IMERINTSIATOSIKA
Imerintsiatosika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nah's INFO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share