21/05/2025
Ireto ilay Poketra amin'ny endriny vaovao vita amin'ny FAYARD 🥰 ho anareo mpanaraka lamaody na koa tia zava-baovao sy mankafy ny ART MALAGASY 😍😍♥Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso mivantana ny 033 58 448 23 raha misy tianao sy ankafizinao😘♥. Manao livraison 😘